Jesoa eo amin’ny fahefany.

Sal 103.1-6 / Hira 21.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 506.1,2

Marka 3.1-6

Jesoa eo amin'ny fahefany. Andro Sabata, Jesoa no manatrika ny mason'olona maro izay mahalala ny fahefany sy ny fahagagana efa…

Ny zanaka hendry

Sal 111 / Hira 786.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 39.2

Ohabolana 23, 19-25

Ny zanaka hendry 1. Manalavitra ny filàn'ny nofo Na ny fisotroana divay na ny fitiavana hena na ny fitiavan-torimaso dia…

Ny hiran’ny fahafahana

Sal 136.1-15 / Hira 16.1.3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 701.1,3

Eksodosy 15, 1-18

Ny hiran'ny fahafahana 1. Fiderana (and.1-10) Midera sy mankalaza ary manandratra an'Andriamanitra noho ny fahalehibeazany i Mosesy sy ny Zanak'Isiraely…

Ny hery sy fahefan’Andriamanitra.

Sal 118.1-4 / Hira7.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF.12

Genesisy 1. 1-13

Ny hery sy fahefan'Andriamanitra. 1. Mampisy ny tsy nisy Voalaza amin'izao Soratra Masina izao fa Andriamanitra no Mpahary. Izany hoe…

Ny Fitiavan’i Jesoa ireo mpanaradia Azy.

Sall38.1-3 / Hira170.1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 54. 1,3

Jaona 11, 32-46

Ny Fitiavan'i Jesoa ireo mpanaradia Azy. 1. Miara-miombona alahelo Tsy nisalasala i Maria sy i Marta naneho ny alaheleny teo…