Efa  akaiky ny fverenan’ i Jesoa

Matio 24 :32-35

Matio 24 :32-35

Efa  akaiky ny fverenan’ i Jesoa 1.Satria  efa miseho ireo famantarana nambarany Hoy I Jesoa hoe:”raha vao hitanareo izany rehetra…

Ny olona matoky an’Andriamanitra

JOBA 23.1-17

JOBA 23.1-17

Ny olona matoky an'Andriamanitra 1-Maniry ny hifandray Aminy mandrakariva Tena matoky an'Andriamanitra i Joba . Izany no azo nandraisana ny…

Ny fahamarinan’ny Tenin’Andriamanitra

ASAN'NY APOSTOLY 27.21-26

ASAN'NY APOSTOLY 27.21-26

Ny fahamarinan'ny Tenin'Andriamanitra 1-Ampaherezina ny hafa Niondrana an-tsambo ho any Roma i Paoly Apostoly . Niseho ny loza teny an-dranomasina…

Ny mpanompon’Andriamanitra

2 KORINTIANA 1.12-20

2 KORINTIANA 1.12-20

Ny mpanompon'Andriamanitra 1-Manaiky ny fitarihan'ny Fanahy Masina Nisy kristiana vitsivitsy nanohitra an'i Paoly Apostoly tao Korinto izay niteny ratsy azy…

Tsy miova amin’ny fandaharany Andriamanitra

APOKALYPSY 21.1-5

APOKALYPSY 21.1-5

Tsy miova amin'ny fandaharany Andriamanitra Teny fampanantenana efa nataon'Andriamanitra tamin'ny andron'ny Zanak'Israely ny fahariana lanitra vaovao sy tany vaovao.Manamafy izany…

Ilay Andriamanitra nanao fanekena

JEREMIA 33.14-26

JEREMIA 33.14-26

Ilay Andriamanitra nanao fanekena 1-Manatanteraka ny fanekena nataony Manome toky Andriamanitra fa ho "avy ny andro hanatanterahany ny teny soa"…

Mpino mahita ny fahatanterahan’ny Tenin’ny Tompo

Lioka 2. 25 — 35

Lioka 2. 25 — 35

Mpino mahita ny fahatanterahan’ny Tenin’ny Tompo 1- Mitoetra amin’ny finoana Lehilahy tena niavaka i Simeona. Lehilahy marina, olon’ny finoana, nivavaka…

Tsy maintsy tanteraka ny Teny fampanantenana

Genesisy 17. 15 — 22

Genesisy 17. 15 — 22

Tsy maintsy tanteraka ny Teny fampanantenana 1- Manamafy ny Teniny Andriamanitra Gen 17 no nanamafisan’Andriamanitra ny fanekena tamin’ i Abrama.…

Ny toe-panahy andraisana valim-bavaka

Matio 6. 5-8

Matio 6. 5-8

Ny toe-panahy andraisana valim-bavaka 1- Manana fanetrentena Manana anjara toerana lehibe teo amin’ny fiainan’ny jiosy ny vavaka, mivavaka in-telo isan’andro…