Mamaly ny faharatsiana ny Tompo

JEREMIA 13.12-17

JEREMIA 13.12-17

Mamaly ny faharatsiana ny Tompo Olona tsy nanaja ny fanekena nataony tamin'Andriamanitra no niantefan'ity faminaniana nataon'i Jeremia ity . Antso…

Hazony mafy ny famonjena

JODA 5-13

JODA 5-13

Hazony mafy ny famonjena 1-Natolotra ho antsika ny famonjena Ny fanafahana tany Egypta dia tsy inona fa ny fanavotan'Andriamanitra ny…

Mamafaza voa mba hojinjana

HOSEA 10.12-15

HOSEA 10.12-15

Mamafaza voa mba hojinjana Ny fotoam-pamafazana no fotoana lehibe indrindra eo amin'ny mpamboly .Raha ratsy ny fotoana hamafazana sy hambolena…

Mihaino vavaka Andriamanitra

SALAMO 5.1-12

SALAMO 5.1-12

Mihaino vavaka Andriamanitra 1-Koa miresaha Aminy (and3) Raha miantso an’Andriamanitra isika  dia ireto  no tsarovy  araka izao  tonom-bavaka  nataon’i Davida…

Mamaly ny faharatsian ny Tompo

MIKA 3.1-4

MIKA 3.1-4

Mamaly ny faharatsian ny Tompo 1- Andriamanitra mahita ny ratsy ataon'ny olona (and2) Ireo mpitarika tamin'izany dia niala tamin'ny fitsipi-pitondrantena…

Samy handray ny valin’asany isika

2 PETERA 2.4-16

2 PETERA 2.4-16

Samy handray ny valin'asany isika 1-Hovonjena ny tsara fanahy "...fantatry ny Tompo izay hamonjena ny tsara fanahy..."(and9a) .Mialoha ity andininy…

Ny fanamarinan’Andriamanitra

ROMANA 3.9-20

ROMANA 3.9-20

Ny fanamarinan'Andriamanitra 1- Dia tsy avy amin'ny firazanana(and9) "Ahoana àry? Manan-kavaly va isika? Tsia, tsy akory fa efa voalazantsika rahateo…

Ny Mpanompon’Andriamanitra

JEREMIA 11.18-23

JEREMIA 11.18-23

Ny Mpanompon'Andriamanitra 1-Dia mety asian'olona ratsy (and 18-19) "...Ary fantatro fa izao no tetika nataony namelezany ahy .Aoka hosimbantsika ny…

Amin’ny andro hihavian’ny Tomp

Jaona 5,24-29

Jaona 5,24-29

Amin’ny andro hihavian’ny Tomp 1- Izay nanao ny tsara dia ho any amin’ny fiainana mandrakizay (and 29a) « Izay nanao ny…

Ny famaizan’i Jehovah

2 SAMOELA 12.7-17

2 SAMOELA 12.7-17

Ny famaizan'i Jehovah 1-Dia mahakasika ny ankohonana (and10a,11) "Koa noho izany dia tsy hiala amin'ny taranakao mandrakizay kosa ny sabatra,…