• FIANGONAN'I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Synodamparitany
      • Adiresy Samihafa
      • Vaovao Farany
    • Sampana & Sampan’asa
      • Sampana
      • Sampan’asa
      • Asa
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Mofon’aina
  • Perikopa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa

Ny teninao no fahamarinana

  • Fampianarana
  • Ny teninao no fahamarinana

« Ny hiran’ny fitiavan’Andriamanitra ny olona. »

Romana 8. 31-39

Romana 8. 31-39

« Ny hiran’ny fitiavan’Andriamanitra ny olona. » Voalaza voalohany eto ary fa tahaka ny voapanga eo anoloan’ny fitsarana ny olona, tsy afaka…

Alahady, faha 10 Aprily 2022

Mahafantatra olona efa niharan-javatra tahaka ity vehivavy ity ve ianao ? Inona no heverinao fa vahaolana amin’izany ?

Lioka 7,11-17

Lioka 7,11-17

Mahafantatra olona efa niharan-javatra tahaka ity vehivavy ity ve ianao ? Inona no heverinao fa vahaolana amin’izany ? Sampana Sekoly…

Asabotsy, faha 09 Aprily 2022

Mino an’Andriamanitra mandresy ny fahafatesana ve ianao ?

Apokalypsy 1:17-20

Apokalypsy 1:17-20

Mino an’Andriamanitra mandresy ny fahafatesana ve ianao ?

Zoma, faha 08 Aprily 2022

Misy fomban’ny malagasy mifanohitra amin’ny ataon’ny Tompo. Vonona hiala amin’izany ve ny kristiana ?

Levitikosy 18. 1-5

Levitikosy 18. 1-5

Misy fomban’ny malagasy mifanohitra amin’ny ataon’ny Tompo. Vonona hiala amin’izany ve ny kristiana ? Sampana Sekoly Alahady Foibe FJKM

Alakamisy, faha 07 Aprily 2022

Manaiky ho isan’ny mpianatra nilazana ve ianao ka isan’ny mino fa novonoina i Jesoa ary nitsangana indray?

Matio 20 : 17 - 19

Matio 20 : 17 - 19

Manaiky ho isan'ny mpianatra nilazana ve ianao ka isan'ny mino fa novonoina i Jesoa ary nitsangana indray?

Alarobia, faha 06 Aprily 2022

Maty ny olona noho ny fahadisoana sy ny fahotana

Efesiana 2 : 1 - 7

Efesiana 2 : 1 - 7

Maty ny olona noho ny fahadisoana sy ny fahotana Raha ny filazan'ny Soratra Masina eto dia tsy azo ialana mihitsy…

Talata, faha 05 Aprily 2022

Mino ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ve  ianao ?

2Korintiana 4.7-18

2Korintiana 4.7-18

Mino ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ve  ianao ? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

Alatsinainy, faha 04 Aprily 2022

Milaza inona aminao ny tantaran’i Jona?

JONA 2.1-11

JONA 2.1-11

Milaza inona aminao ny tantaran'i Jona? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

Alahady, faha 03 Aprily 2022

Mino an’Andriamanitra velona sy mpanavotra ve ianao ?

JOBA 19.25-29

JOBA 19.25-29

Mino an'Andriamanitra velona sy mpanavotra ve ianao ? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

Asabotsy, faha 02 Aprily 2022

Mino ve ianao fa nitsangana tamin’ny maty nandresy ny fahafatesana tokoa i Jesoa Kristy ?

ASAN'NY POSTOLY 2.22-31

ASAN'NY POSTOLY 2.22-31

Mino ve ianao fa nitsangana tamin'ny maty nandresy ny fahafatesana tokoa i Jesoa Kristy ? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM

Zoma, faha 01 Aprily 2022
  • 1
  • …
  • 131
  • 132
  • 133
  • 134
  • 135
  • …
  • 321
Sokajy
  • Fampianarana (3459)
    • Sekoly FJKM (34)
    • Mofonaina (3201)
    • Horonantsary (224)
  • Jereo koa
  • Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo.
    Alatsinainy, faha 12 Janoary 2026
  • Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo
    Alahady, faha 11 Janoary 2026
  • Ampiasao izay anananao ho amin’ny iraky ny TOMPO
    Asabotsy, faha 10 Janoary 2026
Marika
AdventoEpifania KrismasypentekostaPentekosta Trinite
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Immeuble IFANOMEZANTSOA
Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

034 99 292 82

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2026. Tous droits réservés.