Ny mpino nandray fanomezam-pahasoavana
2 TIMOTY 1.6-12
2 TIMOTY 1.6-12
Ny mpino nandray fanomezam-pahasoavana "Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika , fa fanahy mahery sy fitiavana" (and7). Nametra-tànana tamin'i Timoty…
2 TIMOTY 1.6-12
2 TIMOTY 1.6-12
Ny mpino nandray fanomezam-pahasoavana "Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika , fa fanahy mahery sy fitiavana" (and7). Nametra-tànana tamin'i Timoty…
1 SAMOELA 2.1-10
1 SAMOELA 2.1-10
Ilay Andriamanitra mahery dia : 1-Masina indrindra "Tsy misy masina tahaka an'i Jehovah " (and 2) .Andriamanitra irery no masina…
Jaona 20, 26-31
Jaona 20, 26-31
1 – Tsy voasakan’ny varavarana voarindrina "Dia tonga Jesoa rehefa voarindrina ny varavarana, ka nitsangana teo afovoany" (and. 26). Rehefa avy…
LIOKA 21.12-19
LIOKA 21.12-19
Tian'ny Tompo handresy isika ka 1-Ampiomany mialoha Mampiomana antsika izay hitranga amin'izao vanim-potoana farany izao ny Tompo . Hisy fisamborana…
Jaona 11, 18-27
Jaona 11, 18-27
Nomena saina mandinika isika ahatsapana fa: 1 – Zava-doza ny fahabangan’i Jesoa "Raha teto ianao dia tsy maty ny anadahiko"…
Romana 14, 7-9
Romana 14, 7-9
Jesoa Kristy Tompo 1 – Anton’ny ahavelomana "Fa raha velona isika, dia velona ho an’ny Tompo" (and. 8). Misy foto-kevitra mazava,…
Ohabolana 10. 1-12
Ohabolana 10. 1-12
Miavaka amin’izao tontolo izao ny mpino 1 – Misitraka famonjena « Ny fahamarinana no mamonjy amin’ny fahafatesana » (and. 2). Andriamanitra irery no…
Salamo 116: 1-7
Salamo 116: 1-7
Ny mpino mijoro vavolombelona dia : 1 – Mamboraka fitiavana amin’ny Tompo « Izaho tia an’i Jehovah » (and. 1): Ambaran’i Davida mazava ny…
I Korintiana 15. 54-58 Miavaka eny hatrany ireo mpandresy ao amin’i Kristy 1 – Miorina tsara Zava-dehibe ary misy…
Apokalypsy 3, 14-22
Apokalypsy 3, 14-22
Jesoa Kristy Mpamonjy 1 – Azo antoka « Izao no lazain’ny Amen » (and. 14b) : Azo adika hoe azo antoka, voamarina tsara, mitombina…