Ny Fanahy Masina …

JAONA 14.25-26

JAONA 14.25-26

Ny Fanahy Masina ... 1-Izy no hampianatra ny zavatra rehetra Tsy maintsy ho avy ny fotoana izay hisarahan'i Jesoa amin'ny…

Ny fitondrantena mahamendrika ny kristiana

EFESIANA 5.8-21

EFESIANA 5.8-21

Ny fitondrantena mahamendrika ny kristiana Manome fampianarana ho antsika momba izay tokony ho fitondrantena ny Apostoly Paoly araka izao manaraka…

Jesoa no mahafaka hetaheta

JAONA 7.37-44

JAONA 7.37-44

Jesoa no mahafaka hetaheta Tsy ny rano ihany no mampangetaheta fa ny faniriana tsy mety tanteraka dia mety mampangetaheta ny…

Ny fiangonana andry sy fiorenan’ny fahamarinana

1 TIMOTY 3.14-16

1 TIMOTY 3.14-16

Ny fiangonana andry sy fiorenan'ny fahamarinana 1-Manana mpitarika mahatsiaro ny andraikiny (and14) Ny Epistily ho an'i Timoty dia anisan' ireo…

Ny asan’ny Fanahy Masina amin’ny olona

TITOSY 3.3-7

TITOSY 3.3-7

Ny asan'ny Fanahy Masina amin'ny olona 1-Manadio ho tonga olom-baovao Anisan'izay nampianarin'i Paoly amin'ity Epistily ity ny amin'ny fitondrantena tokony…

Ny tena zanak’Andriamanitra

ROMANA 8.12-17

ROMANA 8.12-17

Ny tena zanak'Andriamanitra 1-Tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra Ny fampianaran'ny Apostoly Paoly dia nilaza fa izay rehetra mino an'i Jesoà Kristy no tonga…

Ny tena fivavahana marina

JAONA 4.19-24

JAONA 4.19-24

Ny tena fivavahana marina 1-Tsy voafetra ho amin'ny toerana tokana Nandritra ny fotoana ela no ninoan'ny Jiosy fa misy ny…

Manarina ny vahoakany Andriamanitra

EZEKIELA 36.22-30

EZEKIELA 36.22-30

Manarina ny vahoakany Andriamanitra 1-Mba hanamasinana ny anarany Ny bokin'i Ezekiela no hahafahantsika mamantatra ny fiainan'ireo Jiosy lasan-ko babo tany…

« Aoka ho matotra ara-panahy »

HEBREO 6.1-6

HEBREO 6.1-6

"Aoka ho matotra ara-panahy" Mampahery ny mpino ny mpanoratra ny Hebreo mba hitomboany amin'ny fahalalana bebe kokoa an'iJesoa Kristy ,…

Tian’ny Tompo handresy isika ka :

LIOKA 21.12-19

LIOKA 21.12-19

Tian'ny Tompo handresy isika ka : 1-Ampiomaniny mialoha Mampiomana antsika izay hitranga amin'izao vanim-potoana farany izao ny Tompo . Hisy…