Manatanteraka ny Teniny ny Tompo

NOMERY 11.16-25

NOMERY 11.16-25

Manatanteraka ny Teniny ny Tompo 1-Ka mahay mampisy ny tsy misy (and21d-23) Dia any anefitra ho any amin'ny tany Kanana…

Ny Fahefan’Andriamanitra

Asehon'Andriamanitra eto ny fahatsinontsinon'ny olombelona izay mitovy amin'ny tavim-bilany mora vaky, nefa dia omeny fiainana. Asehony ihany koa fa izy…

Ny Fahefan'Andriamanitra 1- Dia mahakasika ny zava-boariny (and 9,11,12) Asehon'Andriamanitra eto ny fahatsinontsinon'ny olombelona izay mitovy amin'ny tavim-bilany mora vaky,…

Ny fahefan’ny Tompo

Heroda dia manam-pahefana jiosy sy Pontio Pilato dia manam-pahefana romana izay nifehy ny Palestina tamin'izany. Ireo no niaraka tamin'ny vahoaka…

Ny fahefan'ny Tompo 1- Afaka manohitra ny baikon'ny manam-pahefana amin'ny tany amin'ny fotoana sasany (and 27-28) Heroda dia manam-pahefana jiosy…

Ny herin’ny fahefan’Andriamanitra

GENESISY 18.1-15

GENESISY 18.1-15

Ny herin'ny fahefan'Andriamanitra 01 1-Miasa ao anatin'ny olona hahatonga azy hanao hetsika tsara (and2-5) Raha vao nahita ireto irak'Andriamanitra ireto…

Mijoro ho vavolombelon’ny Tompo ny mino

ISAIA 43.10-13

ISAIA 43.10-13

Mijoro ho vavolombelon'ny Tompo ny mino 1-Ka maneho ny maha-Izy Azy Ambaran'i Jehovah fa ireto vahoakany any am-pahababoana ireto no…