Ny olona miverina amin’i Jesoa Kristy

2 KORINTIANA 3.12-18

2 KORINTIANA 3.12-18

Ny olona miverina amin'i Jesoa Kristy 1-Mandray ny famonjena entiny "...raha vakina ny tenin'ny fanekena taloha , satria ao amin'i…

Ny olom-boafidin Andriamanitra

Ny olom-boafidin Andriamanitra 1- Manompo Azy «Ento ny firenen'i Levy hanatona, ka ampitoero eo anatrehan'i Arona mpisorona mba hanompo azy.»…

Ny irak’i Jesoa Kristy

MARKA 6.7-13

MARKA 6.7-13

Ny irak'i Jesoa Kristy 1-Nomeny fahefana "ary niantso ...Izy ka naniraka azy handeha tsiroaroa sy nanome azy fahefana hamoaka fanahy…

Ny iraka manao ny asan’Andriamanitra

FILIPIANA 2.19-30

FILIPIANA 2.19-30

Ny iraka manao ny asan'Andriamanitra 1-Mahatoky "izy kosa dia fantatrareo fa lehilahy voazaha toetra fa efa niara-nanompo tamiko teo amin'ny…

Ny fahendrena avy amin’Andriamanitra

EKSODOSY 36.1-7

EKSODOSY 36.1-7

Ny fahendrena avy amin'Andriamanitra 1-Mazoto amin'ny asan'Andriamanitra "izay nasian' i Jehovah fahendrena tao am-pony dia izay rehetra nampahazotoin'ny fony hankeo…

Ny olona mandray ny Filazantsara

1 TESALONIANA 1.1-10

1 TESALONIANA 1.1-10

Ny olona mandray ny Filazantsara 1-Tonga fianarana ho an'ny hafa "ka dia tonga fianarana ho an'ny mino rehetra any Makedonia…

Ny olona mihazona ny fampianarana nomena azy

2 TIMOTY 3.10-17

2 TIMOTY 3.10-17

Ny olona mihazona ny fampianarana nomena azy 1-Miaritra fanenjehana "eny izay rehetra te-hivelona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra izay ao amin'i…

Inona no mahatonga anao tsy mahatanteraka ny voadinao?

"Hianao no hanaterako fanati-pisaorana, ary ny anaran'i Jehovah no hantsoiko" (And, 17) Rehefa nahatsiaro ny fanafahana sy ny famonjena nataon…

Ny mpanompon'Andriamanitra 1- Misaotra an'Andriamanitra "Hianao no hanaterako fanati-pisaorana, ary ny anaran'i Jehovah no hantsoiko" (And, 17) Rehefa nahatsiaro ny…

Ny fandrenesana ny Tenin’i Jesoa Kristy

LIOKA 5.1-11

LIOKA 5.1-11

Ny fandrenesana ny Tenin'i Jesoa Kristy 1-Mitondra fahombiazana "Ary rehefa nataony izany dia nahazo hazandrano be dia be izy ka…