Mbola azo atao ve ny miaina eo ambany fahasoavan’ny Tompo?
Lioka 12.22-31
1- Meteza hiaina eo ambany fahasoavan'Andriamanitra Mahavariana ihany ny tenin'i Jesoa hoe aza manahy ny amin'ny ainareo na izay hohaninareo,…
Lioka 12.22-31
1- Meteza hiaina eo ambany fahasoavan'Andriamanitra Mahavariana ihany ny tenin'i Jesoa hoe aza manahy ny amin'ny ainareo na izay hohaninareo,…
2 Tantara 20.15-23
1- Omban'i Jehovah izay matoky Azy Nisy firenena maromaro nitsangana hiady tamin’ny firenen'i Joda tamin'ny andron'i Josafata Mpanjaka. Natahotra azy…
Fananarana ho an'ny Kristianina 1- Maneke izay mikely aina eo aminareo Efa nitory ny filazantsara tany Tesalonika i Paoly apostoly…
Marka 8.34-38
Ny olona mendrika hanaraka ny Tompo Izay tena ambara amin'izany dia ny fanomezana ireo fepetra takina amin'ny olona te ho…
Salamo 44.9-20
Salamo 44.9-20
Mety hisedra zava-tsarotra koa ny mpino. Nahoana? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
Romana 14.10-18
Manaja ny fifandraisana amin'ny hafa ny mpino. 1- Aoka tsy hanao tsinontsinona olona Manoloana ny fahasamihafana eo amin'ny mpino sy…
Matio 7.7-20
Ny mpino kristianina 1- Sahy mangataka amin'ny Tompo "Mangataha dia homena ianareo, mitadiava, dia hahita ianareo” (and. 7) Tsy voatanisa…
"Aza manao sarin-javatra voasikotra ho anao... Aza miankohoka eo anatrehany ary aza manompo azy" (Eks. 20:4-5). Ambony lavitra noho ny…
Manoatra noho ny mapandresy ny mpino 1- Miatrika fizahan-toetra mahamay Manoloana ny sarivongan'olona volamena izay telopolo metatra ny haavony ary…
Efa namonjy ahy tao amin'ny sarotra ny Tompoko ary mbola hamonjy ahy ihany Izy. Jesoa Kristy dia nanome toky antsika…
"Jehovah, Izay namonjy ahy tamin'ny tanan'ny liona sy ny bera, Izy no hamonjy ahy amin'ny tanan'io Filistina io" Ny mampiavaka…
Tano mafy ny finoana ka : 1- Aoka hitandrina amin'ny fampianaran-diso "Ary izany no lazaiko fandrao hisy hampadiso hevitra anareo…