Ny tena fiainana ao amin’Andriamanitra

HEBREO 10.32-39

HEBREO 10.32-39

Ny tena fiainana ao amin'Andriamanitra Miavaka amin'ny Epistily rehetra ity mofonainantsika ity, satria kristiana efa miori-paka tsara ny nanoratra azy…

Aoreno ao amin’i Jesoa ny finoana

Lioka 10,16-20

Aoreno ao amin’i Jesoa ny finoana 1 Dia hahavita asa lehibe ianao Fomba fiasa vaovao no hita taratra amin’ny fanirahan’i…