Ny olona miaina ny fiantsoana

(Sal 95.1-5 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF16)

Efesiana 4. 1-6

Ny olona miaina ny fiantsoana 1- Miombona ao amin'i Kristy «…. dia mangataka aminareo mba handeha miendrika ny fiantsoana izay…

Jesoa Kristy mandray ny zaza madinika:

(Sal 29. 1-2 / Hira 790 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 452)

Lioka 18. 15-17

Jesoa Kristy mandray ny zaza madinika: 1- Te-hamonjy azy « Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna; fa an'ny…

Andriamanitra miantso olona:

1Samoela 3. 1-9

1Samoela 3. 1-9

Andriamanitra miantso olona: 1- Miteny aminy «… Inty aho, fa niantso ahy ianao. Fa hoy Ely: Tsy niantso aho. andeha…

Ny olom-boaantso ao amin’i Kristy:

(Sal 29.1.2 / Hira 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 489.1,3)

1 Tesaloniana 4. 1-8

Ny olom-boaantso ao amin'i Kristy: 1- Mahalala ny sitrapon' Andriamanitra «… mba ho araka ny nandraisanareo taminay …» (and. 1)…

Andriamanitra mifidy ny Jentilisa

(Sal 95. 1-5 / Hira 36 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 39 1, 2, 4)

Isaia 45. 1-7 Andriamanitra mifidy ny Jentilisa 1- Ho famonjena ny vahoakany «Noho ny amin'i Jakoba mpanompoko sy Isiraely voafidiko…

Ny olona manantena hahazo ny lokan’ny fiantsoana

(Sal 66. 8-12 / HF17 / Vavaka / Mofonalna / Vavaka / Hira462.1,3,4)

Filipiana 3. 12-14

Ny olona manantena hahazo ny lokan'ny fiantsoana 1- Miezaka mihazona an'i Kristy «… fa miezaka aho hihazona izay nihazonan'i Kristy…

Ny olom-boaantson’i Kristy, rehefa miatrika ady

(Sal 43. 5 / Hira 39 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira: Salamo 25)

«… raha nijaly, dia tsy nandrahona, fa nanolotra ny adiny ho amin'ny Mpitsara marina » (And. 23)

Ny olom-boaantson'i Kristy, rehefa miatrika ady: 1- Mandefitra ny tsy rariny. «Fa raha tahiny manao soa kosa ianareo ka mitondra…

Andriamanitra miantso ny olona…

(Sal 101. 1-3 / Hira21.1, 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 18)

Romana 9. 19-26

Andriamanitra miantso ny olona… 1- Mamindra fo aminy «Andriamanitra …dia be fahari-po ka nandefitra tamin'izay fanaky ny fahatezerana voavoatra hosimbana,…

Ny Tompo, miantso olona

(Sal 134, 1-3 / HF11 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira790)

Asan'ny Apostoly 13. 1-5

Ny Tompo, miantso olona 1-Miteny amin'ny Fiangonana «Ary raha nanao fanompoam-pivavahana ho an'ny Tompo sy nifady hanina ireo, dia hoy…

Ny irak’i Jesoa Kristy

( Sal 29. 1. 2 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira512.1.2)

Lioka 9. 1-6

Ny irak'i Jesoa Kristy 1- Mandray hery sy fahefana avy Aminy « Ary Jesoa (…) nanome azy hery sy fahefana…