Ho an’iza ny famonjen’i Jesoa Kristy ? Ary misy toetra takiana amin’izay efa novonjeny ve?
KOLOSIANA 1.21-29
1-Maty hamonjy ny olona i Jesoa Kristy Voalaza eto fa taloha dia mpanao ratsy ny olona rehetra , manao hevi-dratsy…
KOLOSIANA 1.21-29
1-Maty hamonjy ny olona i Jesoa Kristy Voalaza eto fa taloha dia mpanao ratsy ny olona rehetra , manao hevi-dratsy…
ISAIA 62.1-5
1-Handroso tokoa ny voninahitr' i Jerosalema (and 1-3) Voalaza eto hoe : "tsy hangina Aho akory fa hihetsika mba hanasoa…
ROMANA 16.25-27
Fantatsika tsara fa ny hoe: "zava-miafina" dia zavatra tsy fantatra satria miafina na saro-pantarina .Misy teny ampiasaina eto manao hoe…
1 PETERA 5.5-9
1 PETERA 5.5-9
Izay mitana mafy ny finoana dia : 1-Misikina fanetrentena Toetra tokony hampiavaka ny olon'Andriamanitra ny fanetrentena : manetry tena ho…
APOKALYPSY 3.7-13
APOKALYPSY 3.7-13
Tano ny finoana 1-Mba tsy ho azon'ny fakam-panahy Ny Fiangonana tao Filadelfia dia nanana izay niavahany tamin'ny hafa , satria…
MATIO 18.1-6
MATIO 18.1-6
Tano ny finoana 1- Maneke hiova tahaka ny zazakely Ny fiovana takin'i Jesoa eto dia fiovampo miatomboka amin'ny fahatongavana tahaka…
Ohabolana 4:10-19
Tano mafy ny finoana 1 Hananana fahendrena Asehon’ny mpanoratra antsika eto, fa ilay safidy mitondra fiainana dia ny lalam-pahendrena, izay…
Marka 4.10-20
Ity fanoharana ity no nampiasain’i Jesoa hanambarany ny fomba fandraisan’izao tontolo izao ny Filazantsara. Ireto fahamarinana ireto no azo ambara…
Asain'i Paoly mananatra ny mpanankarena i Timoty eto. Marihina Fa ny mpanankarena izay voalaza eto dia ireo izay mahazo ny…
Ny finoana miasa ao anaty 1- Manosika ny olona hitoky feno amin'Andriamanitra. Asain'i Paoly mananatra ny mpanankarena i Timoty eto.…
JAONA 10.31-42
JAONA 10.31-42
Jesoa Kristy manorina finoana vaovao 1-Mampahatsiahy ny asa tsara nataony Nanontany an'i Jesoa fatratra ny Jiosy raha Izy marina no…