Ny mpino mandray fananarana

2 TIMOTY 4.1-8

2 TIMOTY 4.1-8

Ny mpino mandray fananarana 1-Mazoto hatrany "mazotoa na amin'ny fotoana na tsy amin'ny fotoana" .Mampita hafatra sy mananatra an'i Timoty…

Nikely aina tamintsika ny Tompo

ISAIA 53.4-9

ISAIA 53.4-9

Nikely aina tamintsika ny Tompo 1-Nitondra ny aretintsika "nitondra ny aretintsika tokoa Izy" (and 4) .Vokatry ny nataontsika olombelona dia…

Ny mpanompo mikely aina amin’ny fanarahana ny Tompo

APOKALYPSY 14.12-16

APOKALYPSY 14.12-16

Ny mpanompo mikely aina amin'ny fanarahana ny Tompo 1-Dia manana fanantenana na dia misedra fahafatesana aza Fampanantenana natao ho an'ireo…

Ny olona mikely aina amin’ny asa fitoriana

SALAMO 71.14-24

SALAMO 71.14-24

Ny olona mikely aina amin'ny asa fitoriana 1-Dia resy lahatra amin'ny fahamarinan'Andriamanitra Marina sy tsy miova Andriamanitra .Hita izany eo…

Tanteraho ny asan’Andriamanitra.

Natanjaka ny antson' Andriamanitra niantefa tamin'i Ezekiela: "Ry zanak'olona, mitsangana fa hiteny aho" (and 1). Niantso azy Jehovah ary tonga…

Tanteraho ny asan'Andriamanitra. 1.Satria izy no maniraka Natanjaka ny antson' Andriamanitra niantefa tamin'i Ezekiela: "Ry zanak'olona, mitsangana fa hiteny aho"…