Ny atao mandra-piavin’ny  Tompo :

 Marka 13.28-37

Ny atao mandra-piavin’ny  Tompo : 1.Mailo (and.28) Asain’I Jesoa mailo tsara eto ireo mpianany satria tampoka ny fahatongavany  eny amin’ny rahon’ny…

NY FAHASAMBARAN’NY  OLON’ANDRIAMANITRA

DEOTERONOMIA 33.26-29

DEOTERONOMIA 33.26-29

NY FAHASAMBARAN’NY  OLON’ANDRIAMANITRA 1-Dia noho ny fananany Andriamanitra lehibe izay tsy  nisy  toa Azy  (and 26-27) Tononkalo  nataon’I Mosesy  momba…

Mivonona hiandry an’i Kristy

ROMANA 13.11-14

ROMANA 13.11-14

Mivonona hiandry an'i Kristy 1-Amin'ny alalan'ny fifohazam-panahy (and11) "ary tokony hanao izany indrindra isika satria fantantsika ny andro fa ankehitriny…

Ny fanekena vaovao nataon’i Kristy

HEBREO 8.7-13

HEBREO 8.7-13

Ny fanekena vaovao nataon'i Kristy 1- Dia tsara tsy misy tsiny N y bokin'ny Hebreo dia anisan'izay miezaka mandresy lahatra…

Ny hafatry ny Tompo entin’ny Mpaminaniny dia:

EZEKIELA 34.1-10

EZEKIELA 34.1-10

Ny hafatry ny Tompo entin'ny Mpaminaniny dia: 1-Ho an'ny mpiandry ondry tsy marina (and2-3) "...ny taviny dia haninareo ary ny…

Aoka hahay hifankatia

ROTA 3.1-5

ROTA 3.1-5

1-Aoka hahay hifankatia Fa hoy i Rota :" ...fa izay alehanao no halehako ary izay itoeranao no hitoerako , ny…

 Miomana handray ny Tompo

JAONA 14.1-4

JAONA 14.1-4

 Miomana handray ny Tompo  « Ary raha handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho  dia ho avy indray ka handray anareo ho…

Izay miandry ny Tompo

OHABOLANA 22.17-21

OHABOLANA 22.17-21

Izay miandry ny Tompo 1-Manana toe-panahy mihaino ny Teny Maro ny teny re ankehitriny izay manodoka ny fon'ny zanak'olombelona .Ny…

Miomana  handray  ny Tompo

ASAN’NY APOSTOLY  13.16-25 Miomana  handray  ny Tompo Niditra tao amin’ny synagoga i Paoly  ary  nangatahan’ireo  mpanapaka  ny  synagoga  mba hitondra …