Andriamanitra manafay ny mpanao ratsy

EKSODOSY 21.12-37

EKSODOSY 21.12-37

Andriamanitra manafay ny mpanao ratsy 1-Mitaona azy hanaja ray amandreny (and15-17) Eto dia ahitana didy momba ny fanajana ny ray…

Ny fanamarinana avy amin’Andriamanitra

ROMANA 5.15-21

ROMANA 5.15-21

Ny fanamarinana avy amin'Andriamanitra 1-Amin'ny alalan'i Jesoa Kristy "...mainka ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fanomezana amin'ny fahasoavan'ny olona iray , dia…

Ny olona miaina ny fahamarinana

3 JAONA 1-8

Ny olona miaina ny fahamarinana 1-Mitondra fifaliana ho an'ny hafa "fa faly aho fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny…

Hitoetra ho mahatoky

HOSEA 2.10-22

HOSEA 2.10-22

1-Hitoetra ho mahatoky (and10) "tsy fantany fa Izaho no nanome azy ...kanjo nataon'ireo fanatitra ho an'i Bala izany " ,…

Mpitondra tsy mahajoro amin’ny finoana

1 MPANJAKA 14.21-31

1 MPANJAKA 14.21-31

1-Mpitondra tsy mahajoro amin'ny finoana Ny dikan'ny anarana hoe: Rehoboama dia hoe : mitombo isa na nihamaro ny vahoaka .…

Tsy manilika na iza na iza i Jesoa (and5,6)

JAONA 4.1-26

JAONA 4.1-26

1-Tsy manilika na iza na iza i Jesoa (and5,6) Tamin'ny andron'i Jesoa dia tsy mifankahazo ary sakay sy maso mihitsy…

Ireo tsy ankasitrahan’Andriamanitra

DEOTERONOMIA 23.10-19

DEOTERONOMIA 23.10-19

1-Ny havoretrana (and 10-15) Ny fahadiovana voaresaka eto dia misy izay momba ny fivavahana sy izay mifandraika aminy , fa…