VAVOLOMBEOLNA MAHATOKY NY TOMPO

Mofonaina anio: Alarobia, faha 11 Janoary 2017

VAVOLOMBEOLNA MAHATOKY NY TOMPO

1 Korintiana 1.4-9
4 Misaotra an'Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena anareo ao amin'i Kristy Jesosy, 5 dia ny nampananana harena anareo ao aminy amin'ny zavatra rehetra, na ny teny rehetra, na ny fahalalana rehetra, 6 araka ny niorenan'ny filazana an'i Kristy teo aminareo, 7 ka dia tsy latsaka amin'ny fanomezam-pahasoavana rehetra ianareo, miandry ny fisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika, 8 Izay hampiorina anareo koa hatramin'ny farany, ka dia tsy hanan-tsiny ianareo amin'ny andron'i Jesosy Kristy Tompontsika. 9 Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo hanananareo firaisana amin'ny Zanany, dia Jesosy Kristy Tompontsika.

VAVOLOMBEOLNA MAHATOKY NY TOMPO

1 Korintiana 1.4-9

Mahatoky  ny asan’ny Filazantsaran’i Kristy

1-Mitondra fahasoavana izany

2-Mampanankarena fanomezam-pahasoavana  izany

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Alahady, 1 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Deot.7 :9-16 Ny fitondran’Andriamanitra ny  olom-boafidiny. 1 .Mahatsiaro ny teny nataony Andriamanitra(and.8) : 2.Tsy…

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Talata, 10 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Salamo 33.4-11 « Ny fisainan’i Jehovah  maharitra mandrakizay . Ny hevitry ny…

VAVOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Alatsinainy, 9 Janoary 2017

VAVOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Jeremia 32.36-41 Mahatoky amin’ny tenim-pamonjeny ny Tompo 1-Manao fanambarana lehibe Izy…