VAVOLOMBELON’NY FANEKENY NY TOMPO
Mofonaina anio: Alakamisy, faha 09 Febroary 2017
JEREMIA 34.18.22
18 Ary hatolotro ny olona izay nivadika ny fanekeko ka tsy nahatana ny tenin'ny fanekena, izay nataony teo anatrehako fony nosasahiny ny ombilahy kely, ka nandeha teo anelanelan'ny tapany izy,VAVOLOMBELON’NY FANEKENY NY TOMPO
JEREMIA 34.18.22
Ny voka-dratsin’ny fivadihana amin’ny fanekena
1-Loza hanjo ny vahoaka(and20,21)
koa hatolotro ho eo an-tànan’ny fahavalo izay mitady hahafaty azy izy »
2-Loza ho an’ny mpitondra (and21)
Fanontaniana :
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM