VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Mofonaina anio: Asabotsy, faha 07 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Salamo 89.33-37
33 Nefa ny famindram-poko tsy hofoanako aminy, Ary ny fahamarinako tsy havadiko, 34 Ny fanekeko tsy hotsoahako, Ary ny nolazain'ny molotro tsy hovako. 35 Izao zavatra iray loha izao no nianianako tamin'ny fahamasinako, Tsy handainga amin'i Davida mihitsy Aho: 36 Ny taranany haharitra mandrakizay, Ary ny seza fiandrianany ho tahaka ny masoandro eo anatrehako; 37 Hampitoerina mandrakizay tahaka ny volana izy, Tahaka ny vavolombelona marina any an-danitra*.[Na: Ary ny vavolombelona any an-danitra dia marina]

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Salamo 89.33-37

1-Sanatria raha handainga na hivadika Izy

2-Marina sy tsy miova ny teniny

Fanontaniana:

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Alahady, 1 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Deot.7 :9-16 Ny fitondran’Andriamanitra ny  olom-boafidiny. 1 .Mahatsiaro ny teny nataony Andriamanitra(and.8) : 2.Tsy…

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Zoma, 6 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Hebreo 2.10-18 Mahatoky amin’ny famonjeny I Jesoa Kristy 1-Mpisoronabe ho an’ny…

Mendrika hankalazaina Andriamanitra.

Asabotsy, 31 Desambra 2016

ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN’NY MINO Efesiana :1.1-14 Mendrika hankalazaina Andriamanitra. Nisaotra an’Andriamanitra ny Apostoly…