VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Mofonaina anio: Talata, faha 10 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Salamo 33.4-11
4 Fa mahitsy ny tenin'i Jehovah, ary ny asany rehetra dia mahatoky avokoa. 5 Tia fahamarinana sy rariny Izy; henika ny famindram-pon'i Jehovah ny tany. 6 Ny tenin'i Jehovah no nanaovana ny lanitra; ary ny fofonain'ny vavany no nanaovana ny hamaroany rehetra. 7 Mampiavosa ny rano ao an-dranomasina ho toy ny antontan-javatra Izy; mitahiry ny rano lalina ao an-trano fitehirizana Izy. 8 Aoka hatahotra an'i Jehovah ny tany rehetra; aoka hangovitra eo anatrehany ny mponina rehetra amin'izao tontolo izao. 9 Fa Izy no niteny dia ary izany; Izy no nandidy, dia nitoetra mafy izany. 10 Jehovah mahafoana ny fisainan'ny firenen-tsamy hafa; Mahatsinontsinona ny hevitry ny olona Izy. 11 Ny fisainan'i Jehovah maharitra mandrakizay, ny hevitry ny fony mahatratra ny taranaka fara mandimby.

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Salamo 33.4-11

« Ny fisainan’i Jehovah  maharitra mandrakizay . Ny hevitry ny fony mahatratra ny taranaka fara mandimby » (and11)

1-Mafy orina ny drafitrasam-pamonjeny

2-Mitohy  tsy ho tapaka ny tetikasa ho an’ny taranaka

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Alahady, 1 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Deot.7 :9-16 Ny fitondran’Andriamanitra ny  olom-boafidiny. 1 .Mahatsiaro ny teny nataony Andriamanitra(and.8) : 2.Tsy…

VAVOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Alatsinainy, 9 Janoary 2017

VAVOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Jeremia 32.36-41 Mahatoky amin’ny tenim-pamonjeny ny Tompo 1-Manao fanambarana lehibe Izy…

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Alahady, 8 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Jaona 12..44-50 Vavolombelona manambara ny Ray i Jesoa 1-Mitaona ny olona…