VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 12 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Ezekiela 37.26-28
26 Ary hanao fanekem-pihavanana ho azy Aho, ka ho fanekena mandrakizay eo aminy any, ary hametraka sy hahamaro azy Aho sady hametraka ny fitoerako masina eo aminy mandrakizay. 27 Ary ny tabernakeliko ho eo aminy; ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko. 28 Ka dia ho fantatry ny jentilisa fa Izaho Jehovah no manamasina ny Isiraely amin'ny isian'ny fitoerako masina eo aminy mandrakizay.

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Ezekiela 37.26-28

Manome porofo ny Tompo fa mahatoky Izy

1-Fanekena hiara-monina amintsika mandrakizay

Indro Aho momba anareo mandrakariva… »(Mat 28.20)

2-Fanekena ho vavolombelona amin’ny Jentilisa

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Alahady, 1 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Deot.7 :9-16 Ny fitondran’Andriamanitra ny  olom-boafidiny. 1 .Mahatsiaro ny teny nataony Andriamanitra(and.8) : 2.Tsy…

VAVOLOMBEOLNA MAHATOKY NY TOMPO

Alarobia, 11 Janoary 2017

VAVOLOMBEOLNA MAHATOKY NY TOMPO 1 Korintiana 1.4-9 Mahatoky  ny asan’ny Filazantsaran’i Kristy 1-Mitondra fahasoavana izany…

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO

Talata, 10 Janoary 2017

VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO Salamo 33.4-11 « Ny fisainan’i Jehovah  maharitra mandrakizay . Ny hevitry ny…