VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO
Mofonaina anio: Alahady, faha 15 Janoary 2017
VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO
1 Jaona 1.5-10
5 Ary izao no teny renay taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy. 6 Raha hoy isika: Manana firaisana aminy isika, kanefa mandeha amin'ny maizina, dia mandainga isika ka tsy manao ny marina. 7 Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin'ny ota rehetra. 8 Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika. 9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra. 10 Raha hoy isika: Tsy nanota isika, dia mampandainga Azy, ary tsy ato anatintsika.VAVOLOMBELONA MAHATOKY NY TOMPO
1 Jaona 1.5-10
Mandehana araka izay nampianarin’ny Tompo
1-Manaova ny marina
2-Aza manamari-tena
Fanontaniana:
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM