Test1

Mofonaina anio: Zoma, faha 28 Novambra 2025

te

Joba 18,19 - 21
19 Tsy manana fara mandimby eo amin'ny fireneny izy, ka tsy misy tsy tratry ny loza ny ao amin'ny fonenany. 20 Ny manjo azy dia italanjonan'ny any andrefana, ary ny any atsinanana raiki-tahotra. 21 Izany tokoa no anjaran'ny ratsy fanahy, ary izany no manjo ny tsy mahalala an'Andriamanitra.

te