Ny olona nomen’Andriamanitra ny  fanjakany

LIOKA 12.32-40

LIOKA 12.32-40

Ny olona nomen’Andriamanitra ny  fanjakany  Mampiavaka ny Filazantsara  araka ny Lioka ny fanasongadinana  ny fihetsik’iJesoa  manoloana ny kamboty ,ny malahelo,ny…

 Ny zava-tsoa azo avy  amin’ny fahendrena

OHABOLANA 8.12-21

OHABOLANA 8.12-21

 Ny zava-tsoa azo avy  amin’ny fahendrena Ny  fanajana  ny Tompo  no  loharanom-pahendrena (Oha 9.10-DIEM) .Inona àry  ny  tombosoa azo avy …

 KRISTY NO MPANJAKA

1 KORINTIANA 15.24-28

1 KORINTIANA 15.24-28

 KRISTY NO MPANJAKA  Amin’ny fotoana hahatanterahan’ny fanjakany  dia :  1-Foanany  ny  herin’ny fahavalo rehetra (and24) Ambaran’ I Apostoly Paoly  fa amin’ny…

Mitaiza ny vahoakany ny Tompo

JEREMIA 29.4-9

JEREMIA 29.4-9

Mitaiza ny vahoakany ny Tompo Ity taratasy ity dia teny faminaniana izay nasain'i Jehovah ambaran'i Jeremia amin'ireo mponin'i Joda lasan-ko…

Ny zavatra hitranga ilàna fiomanana

MARKA 13.9-13

MARKA 13.9-13

Ny zavatra hitranga ilàna fiomanana Efa niseho avokoa ny ankabeazan’ireo  zavatra nambaran’i Jesoa mialoha ny  fiavian’ny farany ,toy ny fisian’ny …

Ny fahaterahan’ny Mesia

MIKA 5.1-5

MIKA 5.1-5

Ny fahaterahan’ny Mesia  1-Ao Betlehema ,tanàna kely … Betlehema dia isan’ny tanàna kely tao Joda .Tao no nahaterahan’I Davida mpanjaka…

Ny vokatry ny fikomian’i Saoly tamin’Andriamanitra

1 SAMOELA 28.15-20

1 SAMOELA 28.15-20

Ny vokatry ny fikomian'i Saoly tamin'Andriamanitra Nesorin'Andriamanitra tamin'i Saoly ny Fanahiny .Inona no vokatr'izany ? 1-Tahotra ny fahavalo (and15) Vokatry…

Ny Tompo Andriamanitra no mpanjaka mandrakizay

DANIELA 7.13-28

DANIELA 7.13-28

Ny Tompo Andriamanitra no mpanjaka mandrakizay Nanehoan'ny Tompo fahitana i Daniela . Nahatahotra azy loatra ny zavatra hitany ka nahatonga…

Ny mpino ao anatin’ny fiaraha-monina

1 PETERA 2.11-17

1 PETERA 2.11-17

Ny mpino ao anatin'ny fiaraha-monina 1-Mandehana amin'ny fahamasinana Mitaona ny mpino hanana fitondrantena miavaka i Petera . Miaina ao anatin'ny…

Ilay mpanjaka miavaka

LIOKA 19.11-28

LIOKA 19.11-28

Ilay mpanjaka miavaka Fanoharana ny amin'ireo mpanompo namena farantsa no nataon'i Jesoa ho an'ireo olona izay mihevitra fa handray ny…