Iorenan’ny fahafahana ny Tompo
SALAMO 66.8-12
SALAMO 66.8-12
Iorenan'ny fahafahana ny Tompo 1-Manandratra antsika ny Tompo (and10) Ny volamena tiana hadio sy ho miavaka no tsy maintsy diovina…
SALAMO 66.8-12
SALAMO 66.8-12
Iorenan'ny fahafahana ny Tompo 1-Manandratra antsika ny Tompo (and10) Ny volamena tiana hadio sy ho miavaka no tsy maintsy diovina…
Salamo 91. 1 - 16
Salamo 91. 1 - 16
Azo lazaina fa lafatra ny fahasambaran'ny olon'Andriamanitra satria fahasoavana mitafotafo izany. Fanontaniana: Mahasahy miteny hoe sambatra ve ianao amin 'ny…
Marka 10. 46- 52
Marka 10. 46- 52
Fanontaniana: Mino ve ianao fa mahay manasitrana ny aretina rehetra ny Tompo? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
Asan 'ny Apostoly 16. 25 - 34
Asan 'ny Apostoly 16. 25 - 34 Manafaka ny Tompo 1-Ny teritery amin'ny asan'ny olona andavanandro ( And,27) Dia nahatsiaro…
Fitomaniana 5. 1 - 22
Fitomaniana 5. 1 - 22
Sampana Sekoly Alahady Foibe FJKM
JAONA 8.1-11
JAONA 8.1-11
Jesoa no mpanafaka amin'ny fangejan'ny lalà na "izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy voalohany" (and7b) Raha ny lalà na voasoratra…
LIOKA 1.68-75
LIOKA 1.68-75
Ny olona afaka amin'ny fanandevozan'ny ota no tena afaka manompo an'Andriamanitra "Hanao izay hahazoantsika hanompo Azy tsy amin-tahotra satria afaka…
JEREMIA 42.7-12
JEREMIA 42.7-12
Fahafahana no iainan'ny vahoakan'Andriamanitra na dia fehezin'ny mpitondra azy aza ireo (and11,12) Tsy neken'ny vahoaka Jiosy mihitsy ny hahatongavan'ny mpanjakan'ny…
JAONA 8.31-38
JAONA 8.31-38
Ireo hery izay manandevo dia ny tsy fahafantarana izay tena marina (and31-32) "Raha maharitra amin'ny teniko dia ho mpianatro tokoa…
EKSODOSY 6.2-8
EKSODOSY 6.2-8
Ny tanjon'ny fahafahan'Andriamanitra ny olony 1-Dia ny tsy hanekeny ho andevon'olona (and6) "Izaho no Jehovah ary hitondra anareo hivoaka ho…