Finoana manafaka

Marka 9. 14- 29

Marka 9. 14- 29

Finoana manafaka 1- Manatòna an'i Jesoa amin'ny finoanaLehilahy iray no nanatona an'i Jesoa ary nitondra ny zanany voagejan 'ny fanahy…

Fanafahana mitondra fiadanana

Salamo 33. 12 - 22

Salamo 33. 12 - 22

Fanafahana mitondra fiadanana «Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany»Mampalahelo fa rehefa…

Iorenan’ny fanafahana ny Tompo

DEOTERONOMIA 29.1-5

DEOTERONOMIA 29.1-5

Iorenan'ny fanafahana ny Tompo 1-Miady ny adinao Izy And 1-2 dia manambara an'Andriamanitra mandray andraikitra amin'ny fahavalon'ny olony dia ny…

Iorenan’ny fanafahana ny Tompo

SALAMO 31.1-8

SALAMO 31.1-8

Iorenan'ny fanafahana ny Tompo Ity Salamo ity dia maneho ny fatokian'i Davida an'Andriamanitra eto fa: 1-Misahirana ny amintsika Andriamanitra Ireo…

lorenan’ny fahafahana ny Tompo

Lioka 7. l - 10

Lioka 7. l - 10

lorenan'ny fahafahana ny Tompo Rehefa mamaky ity tantara ity isika dia misy zavatra toa mifanohitra amin'ny zava-nisy iainantsika ankehitriny. Kapiteny…

Fiombonana Aminy

Fahafahana omen'ny Tompo

2 Korintiana 3. 12 - 18

1- Fiombonana Aminy Raha mijery tsara ity halatra ataon'i Paoly ity isika dia hahita fa ny fiombonana amin'i Jesoa Kristy…

Andriamanitra mpanafaka

Asan 'ny Apostoly 28. 1 - 10

Asan 'ny Apostoly 28. 1 - 10 Andriamanitra mpanafaka 1- Momba ny mpanompony Paoly avy navezivezin'ny rivotra teny ambony sambo…

Andriamanitra manafaka

EKSODOSY 14.23-31

EKSODOSY 14.23-31

Andriamanitra manafaka 1-Manao zavatra tsy takatry ny saina Toy ny nofinofy, izany hoe : "tany maina teo afovoan'ny ranomasina" kanefa…

Fanahin’iJehovah no ao Aminy

LIOKA 4.14-22

LIOKA 4.14-22

Fanahin'iJehovah no ao Aminy 1-Hanafaka antsika Jesoa tenany no efa nambaran'ny Soratra Masina izay novakiany eto ka nitenenany hoe :…

Ny olon’afaka ao amin’ny Tompo

Ny olon'afaka ao amin'ny Tompo

1 Petera 2. 11 - 16

1- Tsy voagejan'ny filàn'ny nofo (and.11) Miady amin'ny fanahy ny filan'ny nofo, hoy i Petera eto, ka asainy fadiana. Aimpiasaina…