Ny olona nofidin’Andriamanitra

DEOTERONOMIA 10.12-19

DEOTERONOMIA 10.12-19

Ny olona nofidin'Andriamanitra "koa forao ny fonareo, fa aza mafy hatoka intsony ianareo" (and16) .Efa zatra ary nanaja ny fitsipika…

Jesoa Kristy mifidy mpianatra

LIOKA 6.12-16

LIOKA 6.12-16

Jesoa Kristy mifidy mpianatra 1-Mivavaka "ary naharitra nivavaka tamin'Andriamanitra nandritra ny alina Izy" (and12) .Nitokana tanyan-tendrombohitra nivavaka nandritry ny alina…

Ny fifidianan’Andriamanitra

"… satria Andriamanitra efa nifidy anareo hatramin'ny voalohany hahazo famonjena … » (and. 13)Nisaotra an'Andriamanitra i Paoly Apostoly satria isan'ny olom-boafidin’Andriamanitra ireto Kristiana tany Tesalonika ireto. Ny tanjon'izany fifidianan’Andriamanitra izany, dia famonjena amin'ny alalan’ny finoana sy ny fanamasinan’ny Fanahy Masina. Araka izany, matoa miantso sy mifidy olona Andriamanitra dia tiany hiorina amin'ny finoana an'i Jesoa Kristy izany olona izany ka ho isan'ny olom-boavonjy. Mikendry famonjena ny antso sy ny fifidianan'Andriamanitra. Ka izay rehetra mandray izany antso sy fifidianana izany amin’ ny finoana an’i Jesoa Kristy no ho voavonjy. Koa aoka tsy hisaraka amin'ny finoana an’i Jesoa Kristy ny famaliana ny antso sy fifidianan’ Andriamanitra.

Ny fifidianan'Andriamanitra 1- Andraisana famonjena "… satria Andriamanitra efa nifidy anareo hatramin'ny voalohany hahazo famonjena … » (and. 13) Nisaotra…

Ny olona hanao ny asan’Andriamanitra

I Tantara 28:1-7

Ny olona hanao ny asan'Andriamanitra 1. Andriamanitra no mifidy azy "Solomona zanakao no hanao ny tranoko sy ny kianjako, fa…

Ny fomba fifidianana irak’Andriamanitra

ASAN'NY APOSTOLY 1.23-26

ASAN'NY APOSTOLY 1.23-26

Ny fomba fifidianana irak'Andriamanitra 1-Mivavaka "dia nivavaka izy ka nanao hoe: ianao Tompo ô izay mahalala ny fon'ny olona rehetra…

Andriamanitra mitoetra ao amin’ny tranony

2 TANTARA 6.1-6

2 TANTARA 6.1-6

Andriamanitra mitoetra ao amin'ny tranony 1-Manatanteraka ny Teniny "nifidy an'i Jerosalema Aho hitoeran'ny Anarako" (and 6). Nisaotra an'Andriamanitra i Solomona…

Ny fitsaran’Andriamanitra

Marka 13. 14-20

Marka 13. 14-20

"Tsy mbola nisy toy izany hatrizay nanaovan'Andriamanitra izao tontolo izao ka mandraka izao ankehitriny izao, sady tsy hisy intsony." (and.…

Andriamanitra mifidy olona

ASAN'NY APOSTOLY 9.10-18

ASAN'NY APOSTOLY 9.10-18

Andriamanitra mifidy olona "Fa hoy ny Tompo taminy .Mandehana fa fanaka voafidy izy ho fitondrana ny anarako..."(and15) . Rehefa nisalasala…

Ny olom-boafidin’Andriamanitra

2Timoty 2. 8-13

Ny olom-boafidin'Andriamanitra 1- Miaritra fahoriana ho famonjena ny hafa «Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin'ny olom-boafidy, mba…

Ny olom-boantsoan’Andriamanitra

IKorintiana 1. 26 - 31

Ny olom-boantsoan'Andriamanitra 1-Mahatsiaro ho malemy hatrany « fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanilra hampahamenatra ny hendry ...» (and.…