Rehefa miatrika ady sarotra:

1Samoela 17, 31-3 7

Rehefa miatrika ady sarotra: 1-Tsarovy izay efa nataon'ny Tompo taminao Niatrika ady sarotra ny zanak Israely: Nihantsy azy ireo Goliata…

Ny olona mijoro amin ‘ny finoana

Genesisy 39, 7-10

Genesisy 39, 7-10

Ny olona mijoro amin 'ny finoana 1-Afaka mandà an-kitsirano ny fakam-panahy Dia nandà izy ka nanao hoe ..."(Gen 39.8). Vehivavy…

Ny olona mijoro amin’ny finoana

Filemona 4-7

Filemona 4-7

Ny olona mijoro amin'ny finoana 1-Tsara laza amin'ny finoana an'i Jesoa Tompo."Reko ny fitiavanao sy ny finoana izay anananao hoan'i…

Ny olon’ny finoana

2 TANTARA 32.1-8

2 TANTARA 32.1-8

Ny olon'ny finoana "Ary nony hitan'i Hezekia fa tonga Sankeriba ka nikasa hamely an'i Jerosalena.. " (and 2): Eto dia…

Ny olona mijoro amin’ny finoana

I Petera 4:1-6

Ny olona mijoro amin'ny finoana 1-Mandresy ny fahotana "Fa Izay niaritra tamin'ny nofo dia efa afaka amin'ny ota" (and 1).…

Ny fifandraisana amin’ny Tompontsika

Romana 11: 13-21

Romana 11: 13-21

Ny fifandraisana amin'ny Tompontsika 1- Ananany fahefana feno ny hitohizany na tsia. "Marina ihany izany, ny tsy finoany no nanapahana…

Ny olona nantsoin’ Andriamanitra

I Tesaloniana 5. 23 - 28

Ny olona nantsoin’ Andriamanitra 1- Hamasininy «Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka” (and. 23) Firariantsoa na…

Jesoa Kristy maniraka ny mpianany

Matio 28 16-20

Matio 28 16-20

Jesoa Kristy maniraka ny mpianany 1- Manome baiko azy hampianatra «koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra (and.…

Andriamanitra maniraka ny olom-boafidiny

Ezekiela 3. 4 - 14

Ezekiela 3. 4 - 14

Andriamanitra maniraka ny olom-boafidiny 1-Mampahery azy "ka aza matahotra azy na mivadi-po noho ny tarehiny fa taranaka maditra izy" Nirahin'Andriamanitra…

Ny Mpanjaka eo amin’ny firenena

1 SAMOELA 10.17-27

1 SAMOELA 10.17-27

Ny Mpanjaka eo amin'ny firenena 1-Andriamanitra no mifidy azy "Hitanareo va izay nofidin'i Jehovah , fa tsy misy tahaka azy…