Mijoroa amin’ny finoana

ROMANA 4.13-25

ROMANA 4.13-25

Mijoroa amin'ny finoana 1-Mba hohamarinina amin'ny finoana fa tsy amin'ny lalàna Ambaran'i Paoly amin'izao Soratra Masina izao fa nandray ary…

Ny mpanompon’Andriamanitra mijoro amin’ny finoana

1 TESALONIANA 3.1-5

1 TESALONIANA 3.1-5

Ny mpanompon'Andriamanitra mijoro amin'ny finoana 1-Iharan'ny fahoriana sy ny fanenjehana Tsy afaka namangy ny mpino Tesaloniana i Paoly ka nanapa-kevitra…

Mijoroa amin’ny finoana

APOKALYPSY 3.7-13

APOKALYPSY 3.7-13

Mijoroa amin'ny finoana Filadelfia dia fiangonana nahatoky, satria sady nitana ny tenin'i Kristy no tsy mba nandà Azy . Fiangonana…

Izay mijoro amin’ny finoana dia :

MARKA 6.25-34

MARKA 6.25-34

Izay mijoro amin'ny finoana dia : 1-Hosamborina Naiditr'i Heroda am-ponja i Jaona mba hanginany. Tsy mahazaka ny fahamarinana ny amin'ny…

Mijoroa amin’ny finoana

APOKALYPSY 2.18-19

APOKALYPSY 2.18-19

Mijoroa amin'ny finoana Ny mofonaina ho antsika anio dia tafiditra ao amin'ny fizarana voalohany , sehatra fahefatra ilazana ny fiangonana…

Izay mijoro amin’ny finoana

LIOKA 12.1-7

LIOKA 12.1-7

Izay mijoro amin'ny finoana 1-Aoka tsy hihatsaravelatsihy Mampitandrina ny mpianany i Jesoa eto mba tsy ho azon'ny masirasiran'ny Fariseo dia…

Miatrika ady ny Zanak’Israely

EKSODOSY 17.8-16

EKSODOSY 17.8-16

Miatrika ady ny Zanak'Israely Ny anjara ady mivantana tsy maintsy ataon'ny olona Lazain 'ny tantara fa voalohany hiatrehan'ny zanak'Israely ady…

Jehovah Andriamanitra no tokinao

Ohabolana 3,21-26

Ohabolana 3,21-26

Jehovah Andriamanitra no tokinao Fantantsika tsara fa sarotra ny fiainana ary tena manahirana tokoa ny miaina ankehitriny. Hitantsika eny amin’ny…

Mitaona ho amin’ny fahadisoana ny ratsy fanahy

2 Petera 3,17-18

2 Petera 3,17-18

17 Koa satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan'ny fahadisoan'ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo…

Hevitr’Andriamanitra sa hevitr’olombelona no mahery ?

Eksodosy 1,15-21

Eksodosy 1,15-21

Hevitr’Andriamanitra sa hevitr’olombelona no mahery ? Natahotra ny mety ho herin’ny zanak’Israely ny mpanjakan’i Egypta satria nitombo be izy ireo…