Ny olona afaka

MARKA 518-20

MARKA 518-20

Ny olona afaka 1-Maniry fatratra hanara-dia an'i Jesoa "...dia nangataka taminy ilay demoniaka mba hanaraka Azy" (and18) .Isan'ny olona iray…

Ny tena mpanompon’i Kristy

Galatiana 1.6-12

Galatiana 1.6-12

Ny tena mpanompon'i Kristy 1-Tsy mila sitraka aman'olona «Raha mbola mila sitraka aman 'olona aho dia Isy mpanompon'i Filazantsara tao…

Mitady ny ondry very

Lioka 15,1-7

Lioka 15,1-7

1-Mitady ny ondry very «Iza moa no olona aminareo, izay manana ondry zato, ka very ny anankiray, no tsy mandao…

Aza atao zohy fieren’ny jiolahy ny Fiangonana

Jeremia 7,1-11

Jeremia 7,1-11

Aza atao zohy fieren’ny jiolahy ny Fiangonana «Moa ataonareo ho zohy fieren'ny jiolahy va ity trano izay efa niantsoana ny…

Ny Mpitory Filazantsara

Asan’ny Apôstôly 5,17-28

Asan’ny Apôstôly 5,17-28 Ny Mpitory Filazantsara 1- Afahana amin’ny fonja mihazona azy «Fa nisy anjelin'ny Tompo namoha ny varavaran'ny tranomaizina…

Ny fitoriana ny asan’Andriamanitra

Salamo 19 : 1-6

Salamo 19 : 1-6

Ny fitoriana ny asan'Andriamanitra Raha miresaka ny filazana na fitoriana ny asan'Andriamanitra ny mpanao Salamo dia ireto no zava-dehibe ambarany…

Ny antoky ny fandresen’ny mpino Kristiana ny fahavalony

Apokalypsy 12:10-12

Apokalypsy 12:10-12

Ny antoky ny fandresen’ny mpino Kristiana ny fahavalony 1-Ny Ran’ny Zanak’ondry Ady mandrakariva amin’ilay fahavalo no hatrehan’ny mpino, dia ny…

Ny herin’ny finoana ao anatin’ny olona

Matio 9. 20-22

Matio 9. 20-22

Ny herin'ny finoana ao anatin'ny olona 1-Mahatonga azy hahalala ny herin'i JesoaTeo an-dàlana hanasitrana ny zanakavavin'i Jairo i Jesoa no…

Ny fifalian’ny mpanompon’Andriamanitra

ROMANA 1.8-17

ROMANA 1.8-17

Ny fifalian'ny mpanompon'Andriamanitra 1-Ny lazan'ny finoan'ny hafa Misaotra an'Andriamanitra Rain'i Jesoa Kristy i Paoly raha manoratra ho an'ny mpino Romana…

Tomoera tsara amin’ny finoana

Titosy 1,10-16

Titosy 1,10-16

10 Fa maro no maditra, mpitaria foana sy mpamitaka, indrindra fa avy amin'ny voafora 11 tsy maintsy hotampenam-bava ireo izay…