Lehibe ny voninahitr’Andriamanitra!
Asan'ny Apostoly 8.1 -8
Asan'ny Apostoly 8.1 -8
Lehibe ny voninahitr'Andriamanitra! Eto amin'ity perikopa voalahatra ho antsika anio ity no ahitana fa rehefa Andriamanitra no miasa dia tsy…
Asan'ny Apostoly 8.1 -8
Asan'ny Apostoly 8.1 -8
Lehibe ny voninahitr'Andriamanitra! Eto amin'ity perikopa voalahatra ho antsika anio ity no ahitana fa rehefa Andriamanitra no miasa dia tsy…
1Tantara 29. 10- 13
1Tantara 29. 10- 13 Lehibe ny voninahitr'Andriamanitra! 1- Aoka hankalaza Azy isika! Nanana fikasana hanorina ny tempoly i Davida mpanjaka,…
Jeremia 1.4-10
Jeremia 1.4-10
Maneho ny voninahiny ny Tompo. 1- Amin’ny alalan’ny fifidianany Anatin’ny fotoan-tsarotra no niantsoan’Andriamanitra an’i Jeremia ho mpaminany tao amin’ny faritr’i…
Apokalypsy 21.22-27
Apokalypsy 21.22-27
Jerosalema vaovao Voalazan'ny Soratra Masina fa tsy maintsy ho levona izao tontolo izao ankehitriny ka hisolo vaovao. Ny momba io…
Ezekiela 1. 26-28
Ezekiela 1. 26-28
Ny fisehoan'ny voninahitr'Andriamanitra. Naneho ny voninahiny tamin'i Ezekiela mpaminany Andriamanitra. Avy amin'izany no ahatakarantsika fa ny fisehoan'ny voninahitr'Andriamanitra dia: 1-…
"LEHIBE NY VONINAHITR' ANDRIAMANITRA
Lioka 21.25-28
Ny fiavian'ny Tompo amim-boninahitra. Nanontany an'i Jesoa momba ny fotoana haharavan'i Jerosalema mbamin'ny Tempoly ny mpianany. Namaly izany i Jesoa…
Jaona 14.12-14
Jaona 14.12-14
Ny asa tokony hataon'ny mpino "Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa...…
Isaia 26.11-15
Isaia 26.11-15
Ankalazao ny Tompo mpanavotra. Mivavaka sy midera an'Andriamanitra ny mponina ao Joda rehetra. Azony antoka ny fanavotan'Andriamanitra azy, satria tsapany…
Galatiana 4.1 - 7
Galatiana 4.1 - 7
Ny “fahazazana" sy ny “fahalehibeazana" ara-panahy Fanoharana no ampiasain'i Paoly mba hanazavana momba ny fitomboana ara-panahin'ny Kristiana: 1-Ny fahazazana (and.1-3)…
Romana 11.33-36
Romana 11.33-36
Ankalazao ny fahendren'Andriamanitra! Fa iza no nahalala ny sain'i Jehovah? 1- Ny fandavan'ny Israely an'i Kristy no nahatonga famonjena ho…