Ny hiran’ny fahafahana

Sal 136.1-15 / Hira 16.1.3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 701.1,3

Eksodosy 15, 1-18

Ny hiran'ny fahafahana 1. Fiderana (and.1-10) Midera sy mankalaza ary manandratra an'Andriamanitra noho ny fahalehibeazany i Mosesy sy ny Zanak'Isiraely…

Ny hery sy fahefan’Andriamanitra.

Sal 118.1-4 / Hira7.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF.12

Genesisy 1. 1-13

Ny hery sy fahefan'Andriamanitra. 1. Mampisy ny tsy nisy Voalaza amin'izao Soratra Masina izao fa Andriamanitra no Mpahary. Izany hoe…

Ny Fitiavan’i Jesoa ireo mpanaradia Azy.

Sall38.1-3 / Hira170.1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 54. 1,3

Jaona 11, 32-46

Ny Fitiavan'i Jesoa ireo mpanaradia Azy. 1. Miara-miombona alahelo Tsy nisalasala i Maria sy i Marta naneho ny alaheleny teo…

Jesoa Velona, Mendrika, ary Ho avy indray

(Sal 150.1-6 / Hira207: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 12:1)

Apokalypsy 1.1-8

Bokin'ny fanantenana ny bokin'ny Apokalypsy (sy ireo antsoina hoe Soratra Apokalyptika, tahaka ny bokin'i Daniela sy ny hafa koa), ary…

Andriamanitra mamindra fo sy manavao ny fanekena

(Sal 119.97-104 / Hira206: 1/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 582: 3)

Eksodosy 34.1-9

Rehefa nopotehin'i Mosesy ny vatofisaka nisy ny lalåna (Eks 32) noho ny nanompoan'ny olona ombilahikely volamena dia maniraka azy hipaika…

Rehefa feno ny Fanahy Masina ny olona dia:

( Sal 147.1-5 / HF 13: 1/ Vavaka / Mojonaina / Vavaka / Hira 177: 4)

Asan'ny Apostoly 2. 14-21

Rehefa feno ny Fanahy Masina ny olona dia: 1. Mahery (and 14) «Fa nitsangana Petera sy ny iraika ambin'ny folo…