Ny fisehoan’ny voninahitr’Andriamanitra.

Ezekiela 1. 26-28

Ezekiela 1. 26-28

Ny fisehoan'ny voninahitr'Andriamanitra. Naneho ny voninahiny tamin'i Ezekiela mpaminany Andriamanitra. Avy amin'izany no ahatakarantsika fa ny fisehoan'ny voninahitr'Andriamanitra dia: 1-…

Ny fiavian’ny Tompo amim-boninahitra.

"LEHIBE NY VONINAHITR' ANDRIAMANITRA

Lioka 21.25-28

Ny fiavian'ny Tompo amim-boninahitra. Nanontany an'i Jesoa momba ny fotoana haharavan'i Jerosalema mbamin'ny Tempoly ny mpianany. Namaly izany i Jesoa…

Ankalazao ny Tompo mpanavotra.

Isaia 26.11-15

Isaia 26.11-15

Ankalazao ny Tompo mpanavotra. Mivavaka sy midera an'Andriamanitra ny mponina ao Joda rehetra. Azony antoka ny fanavotan'Andriamanitra azy, satria tsapany…

Ny foko mankalaza ny Tompo…

Lioka 1.46-56

Lioka 1.46-56

Ny foko mankalaza ny Tompo... Ny antony nahatonga an'i Maria renin'i Jesoa hankalaza an'Andriamanitra no hitantsika amin'ity anio ity: 1-…

Midera an’Andriamanitra! « Haleloia! »

Salamo 113. 1-9

Salamo 113. 1-9

Midera an'Andriamanitra! "Haleloia!" Izany antso izany no fiantombohana sy fiafaran' ity Salamo ity, izay azo adika hoe: "Miderà an'i Jehovah"…