Vavaka fangatahana fanafahana sy fiarovana

Salamo 43. 1-5

Salamo 43. 1-5

Ho safononoka ny hafaliany satria eo Andriamanitra hanome fiarovana azy ireo ka ho afaka maneho ny talentany ho fiderana ny…

Jesoa mampahiratra sy mampiray amin’ny mpino

Jaona 20. 11-18

Jaona 20. 11-18

Nankany am-pasana vao maraina i Maria Magdalena; nitomany satria tsy nahita ny fatin'i Jesoa. Nisy naka ny Tompoko (and 13).…

Amin’ny toerana rehetra Andriamanitra.

Salamo 139.7-12

Salamo 139.7-12

Amin'ny toerana rehetra Andriamanitra. 1-Tsy hay handosirana (and 7-9) Mifehy sy maheta ny zavatra rehetra Andriamanitra. Ny mpanao Salamo eto…

Jesoa Kristy Fahazavana

Asan'ny Apostoly 26. 12-18

Asan'ny Apostoly 26. 12-18

Jesoa Kristy Fahazavana 1-Maneho ny heriny (and 12-14) Mitantara ny nisehon'i Jesoa tamin'i Paoly, Naniry fatratra ny hanitatra ny fanenjehana…

Andriamanitra Mpanjaka:

Salamo 97, 1-6

Salamo 97, 1-6

Andriamanitra Mpanjaka: 1-Manome fifaliana (and1-2) Tsy misalasala ny mpanao Salamo manao fanambarana ny maha Mpanjaka an'Andriamanitra. Antsoiny ny tany sy…

Mihevitra ny olony hatrany i Jesoa:

Jaona 21.1-14

Jaona 21.1-14

1- Mihevitra ny olony hatrany i Jesoa: Ny tenin'i Petera manao hoe "handeha hanarato aho" sy ny navalin'ny mpianatra namany…

Izay rehetra mino an’i Jesoa Kristy dia:

Jaona 12. 44-50

Jaona 12. 44-50

Izay rehetra mino an'i Jesoa Kristy dia: 1- Miaina sy manana ny mazava Azo ambara hoe efa lasa lamaody mihitsy…

Mifidy ny lalana alehan’ny olona Andriamanitra

Eksodosy 13. 17-22

Eksodosy 13. 17-22

1- Mifidy ny lalana alehan'ny olona Andriamanitra Rehefa afaka tamin'ny fanandevozan'i Farao ny olona dia tsy mba nentin' Andriamanitra tamin'ny…