Andriamanitra Tompon’ny fahefana

Sal 134 / Hira 167: 1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 432: 1

  I Tesaloniana 3. 11-13 Andriamanitra Tompon’ny fahefana 1. Mahefa ny faniriana (and 11) Ny Fiangonana tao Tesalonika dia tsy…

Raha te ho any an-danitra ianao

Sal 92, 1-5 / HF 7: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 267: 4

  Matio 22, 1-14 Raha te ho any an-danitra iana: 1. Valio ny antson’ny Tompo (and 9-10) Oharin’i Jesoa ho…

Andriamanitra dia

Sal 100 / Hira 514: 1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 349

  Mpitsara 2, 1-5 Andriamanitra dia 1. Mampahatsiahy ny nitondrany ny olona (and 1-2a) Averin’ Andriamanitra ampahatsiahiavina matetika ny nanafahany…

Ny mpanompon’i Kristy

Sal 99, 1-5 / Hira 6:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 3: 3

  Kolosiana 2, 16-23 Ny mpanompon’i Kristy 1. Manohitra ny fampianaran-diso (and 18) Teo amin’ireo Kolosiana dia maro ireo fampianaran-diso…

Antony ankalazana an’Andriamanitra

Salamo 106, 1-5 / Hira 171:1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 338

Levitikosy 23. 39-44 Antony ankalazana an’Andriamanitra: 1. Andriamanitra mampahavokatra ny tany (and 39-40) Fetin’ny Tabernakely no resahana eto. Asaina mitandrina…

Ny fanompoana tsy marina

Salamo 34.1-3 / Hira 7 / Vavaka / Mofonaina / Vavalka / Hira 3

Lohahevitra OKTOBRA: MAMORIA VOKATRA HO AN’NY TOMPO Asan’ny Apostoly 5. 1-11 Ny fanompoana tsy marina dia: 1. Mandainga amin’Andriamanitra (and…

Lesona telo ny amin’ny finoana:

Salamo 37.27-28 / Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 347

Salamo 37.27-28 / Hira 21 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 347 Jaona 4. 46-54 Lesona telo ny…