Andriamanitra Mpahary
Salamo 19. 1-6
Salamo 19. 1-6
Andriamanitra Mpahary "Ny lanitra mitory ny voninahitr'Andriamanitra, ary ny habakabaka manambara ny asan'ny tànany" (and. 1). Ny fahatsaran'ny lanitra dia…
Salamo 19. 1-6
Salamo 19. 1-6
Andriamanitra Mpahary "Ny lanitra mitory ny voninahitr'Andriamanitra, ary ny habakabaka manambara ny asan'ny tànany" (and. 1). Ny fahatsaran'ny lanitra dia…
Ezekiela 3. 22-27
Ezekiela 3. 22-27
Andriamanitra miteny amin'ny olony 1- Miaro azy amin'ny ratsy "Andeha, mirindrina ao anatin'ny tranonao ianao." (and. 24) Nanambara tamin'ny vahoaka…
2Samoela 22.8-20
2Samoela 22.8-20 Ny fisehoan'ny voninahitr'Andriamanitra 1- Ho fandresena ny fahavalo "Dia nandefa zana-tsipika Izy ka nampiely ny fahavaloko, ary nampandeha…
2 Petera 1.16-21
2 Petera 1.16-21
Ny mpianatr'i Jesoa Kristy: 1- Manambara ny voninahiny "Fa nahazo laza amam-boninahitra tamin'Andriamanitra Ray Izy" (and. 17). Nilaza ny amin'ny…
Deoteronomia 4. 32-40
Deoteronomia 4. 32-40
Ny olona mandre ny feon'Andriamanitra: 1- Tian'Andriamanitra… "Ary satria tia ny razanao Izy ka nifidy ny zanany mandimby azy…." (and.…
LIOKA 9.28-36
LIOKA 9.28-36
Ny olona mahita ny Voninahitr'Andriamanitra 1-Te-hiara-monina amin'i Jesoa Kristy «Tompoko, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka izahay hanao tranolay…
Ny olona midera an’Andriamanitra
SALAMO 138.1-8
Fanontaniana:Inona no sakana tsy anomezanao voninahitra ny Tompo?Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
Romana 8.18-25
Romana 8.18-25
Kristiana miandrandra ny voninahitr'Andriamanitra 1- Maharitra fahoriana (and. 18- 23)Manoro làlana antsika ny Soratra Masina anio mba hahatonga antsika hiara-manam-boninahitra…
Eksodosy 24. 12-18
Eksodosy 24. 12-18
Maneho ny voninahiny amintsika Andriamanitra. 1- Rehefa manaraka ny toromarika omeny isika Izay aseho antsika anio dia ny fiomanan'i Mosesy…
Jaona 11. 32-46
Jaona 11. 32-46
Jesoa, maneho ny voninahitr'Andriamanitra Anisan'izay mangidy indrindra amintsika olombelona ny fahabangana noho ny fahafatesan'ny olona akaiky ny tena. Ho fifampaherezana…