Ny olona omban’ny Fanahin’Andriamanitra
Jaona 3.1-8
Jaona 3.1-8
Ny olona omban'ny Fanahin'Andriamanitra Dinidinika teo amin'i Jesoa sy Nikodemosy no andraisantsika fampianarana momba ny asan'ny Fanahy Masina. 1-Maneho ny…
Jaona 3.1-8
Jaona 3.1-8
Ny olona omban'ny Fanahin'Andriamanitra Dinidinika teo amin'i Jesoa sy Nikodemosy no andraisantsika fampianarana momba ny asan'ny Fanahy Masina. 1-Maneho ny…
Mpitsara 3. 7-11
Mpitsara 3. 7-11
Fanahy Masina, hery ho an'ny tompon'andraikitra. Rehefa nandika ny didin'Andriamanitra ny Zanak'Israely ka nanompo andriamani-kafa dia niaina tao anatin'ny fahoriana.…
Romana 8. 26-30
Romana 8. 26-30
Ny asan'ny Fanahy Masina eo amin'ny mpino Miasa manan-kery ao anatin'ny mpino ny Fanahy Masina, dia ny mpino izay nandray…
Asan'ny Apostoly 4:8-12
Asan'ny Apostoly 4:8-12
Ny olona feno ny Fanahy Masina Nanakoako tao Jerosalema ny asa fanasitranana ilay lehilahy teraka jamba (Asa 3). Nifamatotra tamin'izany…
Genesisy 41. 33-40
Genesisy 41. 33-40
Ny olona manana ny Fanahin'Andriamanitra ao anatiny 1- Mahita vahaolana Nanazava i Josefa fa izay kasain'Andriamanitra no nambarany tamin'i Farao…
Lioka 4. 14-19
Lioka 4. 14-19
Ny olona tarihin'ny Fanahy Masina Rehefa nandresy ny fakam-panahy nataon'ny devoly i Jesoa Kristy dia miatrika ny asa nanirahan'Andriamanitra. Hitantsika…
Salamo 51.1-12
Salamo 51.1-12
Ny olona iasan'ny Fanahy Masina Niaiky ny fahotany i Davida mpanjaka rehefa novelarin' i Natana mpaminany ny zava-dratsy nataony. Fiantorahana…
Galatiana 6. 1-10
Galatiana 6. 1-10
Izay tokony hataon'ny Kristiana. Manana andraikitra sy adidy ny Kristiana, amin'ny maha mpanara-dia an'i Kristy azy, araka izay hita eto:…
Mpitsara 14.5-11
Mpitsara 14.5-11
Mampahery ny Fanahy Masina Nifidy an'i Samsona Andriamanitra mba ho fiasana eo am- pelatanany hanehoany ny heriny amin'ny Filistina: 1-…
Romana 15. 14-21
Romana 15. 14-21
Ny toe-panahin'ny Apostoly. Mendrika halain-tahaka ny toe-panahy ananan'i Paoly araka izay hita amin'ity fehin-teny nataony ho an'ny Fiangonana ity: 1-…