Fiangonana miatrika olana
Sal.117 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 790.1, 2
Asan’ny Apostoly 15. 22-29 Fiangonana miatrika olana 1- Miray saina « …dia sitrakay, rehefa nifanara-kevitra, ny hifidy olona hirahina hankaty…
Sal.117 / Hira 14 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 790.1, 2
Asan’ny Apostoly 15. 22-29 Fiangonana miatrika olana 1- Miray saina « …dia sitrakay, rehefa nifanara-kevitra, ny hifidy olona hirahina hankaty…
Sal. 116. 12-19 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 446
Malakia 3. 7-12 Ny olona miverina amin’Andriamanitra 1- Miaiky ny fahadisoany « Handroba an’Andriamanitra va ny olona, no mandroba Ahy…
Sal 146.1-4 / Hira 310.1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 479.1.4
Lioka 3.15-18 Ny mpamory vokatra ho an’ny Tompo dia : 1-Manao batisa amin’ny rano Andraikitra lehibe izay notanterahan’i Jaona teo…
Sal 145. 1-5 / Hira 7.1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 307.1
1 Kor 14.23-25 Ny fahafenoan’ny Fanahy Masina 1-Miteny amin’ny fiteny tsy fantatra « Koa raha vory ny mpiangona rehetra, ary…
Sal 105.1-4 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 476.1,2
1 Mpanjaka 18.21-39 Ny mpaminany Elia dia: 1-Mamerina olona ho amin’Andriamanitra velona Nilaza tamin’i Ahaba i Elia fa hamory…
Sal 135.1-3 / Hira 6 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 470.1,4
Matio 4. 18-22 Ny famoriam-bokatra ho an’ny Tompo dia: 1-Miatomboka amin’ny fiantsoana Voarakitra ao amin’ny Filazantsara ny tantara niantsoana…
Sal 134 / Hira 471.1/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 36.1.3
Asan’ny Apostoly 14. 19-28 Ny famoriana vokatra ho an’ny Tompo dia: 1- Isedram-pahoriana Ny fitoriana ny filazantsara dia ahitana…
Sal 105.1-6 / Hira 14 1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 310.1,3
Lioka 10. 1-7 Ny fepetra tsy maintsy narahan’ny mpamory vokatra: 1- Mandeha tsiroaroa Zava-dehibe eo amin’ny asan’ny Tompo ny fanekena…
Sal 34.1-3 / Hira 16.1.2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 753.2.4
Nehemia 13.10-14 Ireo fanovana nataon’i Nehemia 1-Fanarenana sy fanavaozana Naverin’i Nehemia tamin’ny maha izy azy tanteraka ny fanompoam-pivavahana tao…
Sal 33, 1-5 / Hira 36, 1/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 462: 1
Nomery 24, 1-14 1-Manaiky ny sitrapon’ Andriamanitra (and 1) Balaka dia nikendry mandrakariva ny hanozonana ny Zanak’Israely. Nasainy hanao…