Ny handraisan’ny olona rehetra ny famonjena
Sal 122. 1-5 / Hira 16 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 530
Ny handraisan'ny olona rehetra ny famonjena 1-Ny fihavanana Nasehon'i Paoly miharihary amin'ireo Kristiana ao Korinto fa mitovy avokoa eo anatrehan'Andriamanitra…