Ny olona mitady fihavanana…
Genesisy 32. 10-13
Genesisy 32. 10-13
Ny olona mitady fihavanana… 1- Mitadidy ny teny fampanantenan Andriamanitra Tsapan'i Jakoba ny fahadisoana nataony tamin'i Esao rahalahiny, ary efa…
Genesisy 32. 10-13
Genesisy 32. 10-13
Ny olona mitady fihavanana… 1- Mitadidy ny teny fampanantenan Andriamanitra Tsapan'i Jakoba ny fahadisoana nataony tamin'i Esao rahalahiny, ary efa…
Fomba hiatrehana ireo fahavalon'ny Filazantsara Tsy ny olona rehetra akory no faly tamin'ny asa fitoriana ny Filazantsara notanterahin'i Paoly, fa…
Isaia 57. 15-21
Isaia 57. 15-21
Ny anjaran'ny manetry tena 1- Miara-monina amin'Andriamanitra (and.15-16) Mihevitra manokana ny olona miaina amin'ny fanetren-tena Andriamanitra. Andriamanitra Masina Izy, monina…
Ohabolana 15.27-33
Ohabolana 15.27-33
Mahaiza mifidy ny lalan-kizorana Asehon'ny Soratra Masina amintsika anio ny toe-javatra miandry ny olona araka izay safidy ataony hitondrany ny…
1 Petera 3.8-12
1 Petera 3.8-12
Kristiana miaina amin'ny toe-panahy marina Manoratra taratasy ho an'ny olom-boafin'Andriamanitra rehetra, dia ireo mpanara-dia an'i Jesoa Kristy i Petera. Tokony…
Isaia 58.6-12
Isaia 58.6-12
Ny fivavahana ankasitrahan'Andriamanitra Ireo Jiosy efa tafaverina ao amin'ny taniny sy miatrika ny fanarenana amin'ny lafin-javatra samihafa no íantefan'ny hafatra…
Marka 9. 33-37
Marka 9. 33-37
Jesoa Kristy mampianatra ho amin'ny fanetren-tena 1- Mahalala ny ao am-po Miara-dia i Jesoa Kristy sy ny mpianatra. Niavaka ny…
Romana 5. 1-5
Romana 5. 1-5
Ny fiainan'ny mpino Kristiana 1- Mihavana amin'Andriamanitra Noho ny finoana an'i Jesoa Kristy maty sy nitsangana tamin'ny maty dia tonga…
Isaia 6. 1-8
Isaia 6. 1-8
Ny mpino manoloana ny voninahitr'Andriamanitra Nanaiky ho irak'Andriamanitra i Isaia rehefa nahita ny voninahiny. Tsy maintsy nanetry tena sy niaiky…
Ohabolana 29.15-23
Ohabolana 29.15-23
Mandray fananarana ny manetry tena Tena ilaina ny fananarana ny zanaka mba handraisany ny tena fiainana araka an'Andriamanitra. Asongadin'ity mofonaina…