Ny olona mibebaka

VOLANA MARTSA MIANTSO HO AMIN'NY FIBEBAHANA NY TOMPO

Matio 3.1-6

Ny olona mibebaka 1. Efa nandre toriteny « Mibebaha ianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra.» (and. 2) Toriteny nataon'i…

Josoa sy ny Fidiran’Andriamanitra amin’ny Ady

Sal 92, 1-3 / Hira 21:1.3 / Mofonaina / Hira 643 : 1,2

Josoa 10.8-11

1. Manafa-tahotra amin'ny Teniny Andriamanitra Vaovao tsara no voarain'i Josoa manoloana ny ady atrehiny ka nitenen' Andriamanitra azy hoe «aza…

Andriamanitra Mpiandry ny Olony

Sal 23 / HF48 / Mofonaina / Hira 548:1

Andriamanitra mampahery ny olona no hita amin'izao mofonaina izao ka ilazany fa ho avy Izy amin'ny heriny hamonjy azy ireo…

Famelan-keloka sy fiorenan’ny finoana ao amin’i Jesoa Kristy

Sal 32, 1-2 / Hira 167: 1,2 / Mofonaina / Hira 295 : 1,4

1 Jaona 2. 12-14

Natanjaka ny Fiangonana satria mbola velona ny Apostoly. Nisy ihany koa ny fampianaran-diso hanoherana ny finoan'ny Kristiana. Mampianatra i Jaona…

Ny Tenin’ Andriamanitra dia miteraka fahatokiana Azy

Sal 91, 1-8 / Hira 8 / Mofonaina / Hira 512. 1,2

Ohabolana 22.17-21

Ny Tenin' Andriamanitra dia miteraka fahatokiana Azy Solomona mpanjaka no nanoratra ary momba ny fahendrena no amharany amin' izany ka…

Ny Voa Nafafy sy ny Fandraisana ny Teny

Sal 95, 6-11/Hira 164/Mofonaina/ Hira 432.1

Matio 13. 10-15

Teny taorian'ny fanoharana ny voa nafafy izao mofonaina izao. Misy ireo tsy nandaitra ary misy koa ny nandray tsara ny…