Ny fanatrehan’Andriamanitra
Sal.90.1-6 / Hira 241:1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 753:1-2
Asan'ny Apostoly 7. 44-50
Ny fanatrehan'Andriamanitra 1- Miaraka hatrany amin'ny zanak'Israely Izy Nanditra ny 40 taona nirenirenen'ny zanak'Israely tany an'efitra, nanomboka teo amin'ny nanomezan'Andriamanitra…