Ny mpanompon’ Andriamanitra irahiny
(Sal 100. 1-5 / Hira 543: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731: 1)
Jeremia 1. 11-19
« Fa hiady aminao ireny, nefa tsy hahaleo anao, satria momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah. » (and.19) lo…
(Sal 100. 1-5 / Hira 543: 1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731: 1)
Jeremia 1. 11-19
« Fa hiady aminao ireny, nefa tsy hahaleo anao, satria momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah. » (and.19) lo…
(Sal 104. 24-30 / Hira 176: 1, 2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 174:2)
Jaona 15. 26-27
Fanontaniana telo no hahazoantsika valiny avy amin'ny mofonaina anio mba hitomboantsika amin'ny fahalalana ny Fanahy Masina. 1. Andriamanitra ve ny…
(Sal 138. 1-8 / Hira 36: 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 432: 1)
Jeremia 32. 16-25
Ny mofonainantsika dia vavaka nataon'i Jeremia rehefa avy nankato ny baikon' Andriamanitra ny hividianany ny tanin'ny rahalahin-drainy izy. Azontsika takarina…
Sal 133 / Hira 534: 1 / Mofonaina / Vavaka / Hira 530
Jakoba 4. 11-17
Zavatra telo loha no ampianarin'ny Soratra Masina antsika amin'ity anjara mofonaina ity: 1. Aza mifanaratsy (and 11, 12) «Aza mifanaratsy,…
(Sal 93. 1-5/ Hira 150: 2/ Mofonaina / Vavaka / Hira 39: 1)
Salamo 24. 7-10
Mizara telo mazava tsara ny firafitry ny Sal 24: Ny maha tompon’izao rehetra izao an’Andriamantira (and 1,2), – ny fepetra…
(Sal 66. 1-4/Hira 167: 1/ Mofonaina / Vavaka / Hira 460: 1)
Matio 10. 26-31
Rehefa avy mampiomana ny mpianany ny amin'ny fanenjehana ho avy i Jesoa dia mampahery azy ireo kosa hoe: Aza matahotra.…
Sal 92.5-9/Hira 171: 1/Mofonaina/Vavaka/ Hira 234: 1
Mika 4. 11-14
1. Ny fahavalonao tafangona hamely (and 11a) << Ary ankehitriny dia tafangona hamely anao ny firenena maro >> hoy ny…
(Sal 77. 14-20 / Hira 24: 1, 5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 424. 3)
Matio 8.1-4
Talanjona tamin'ny fampianaran'i Jesoa ny olona satria: nampianatra azy treo toy ny manana fahefana zy fa try tahaka ny mpanora-dalana…
2 Tantara 25. 1-12
2 Tantara 25. 1-12
Ny 2Tantara 25 manontolo dia mirakitra ny tantaran'i Amazia mpanjaka tao Joda. Ny dikan'ny anarana hoe Amazia dia hoe "Mahery…
(Sal 123.1-6 / HF7.1-2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira506.1-2)
Asan'ny Apostoly 1. 6-11
Ny niakaran'i Jesoa any an-danitra Efapolo andro ataorian'ny nitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty dia nakarina velona any an-danitra Izy. Izany dia…