Ny Tenin’ Andriamanitra eo amin’ny fiainan’ny mino
SALAMO 119.129-136
SALAMO 119.129-136
Ny Tenin' Andriamanitra eo amin'ny fiainan'ny mino 1-Mamabo ny fony Resy lahatra ilay mpanao salamo fa tena miavaka ny Tenin'…
SALAMO 119.129-136
SALAMO 119.129-136
Ny Tenin' Andriamanitra eo amin'ny fiainan'ny mino 1-Mamabo ny fony Resy lahatra ilay mpanao salamo fa tena miavaka ny Tenin'…
2TANTARA 23.1-11
2TANTARA 23.1-11
Ny olona manana ny Tenin' Andriamanitra 1-Miverina amin'ny faneken' Andriamanitra Noho ny zava-misy niainan'ny mponin'i Joda dia nitsangana i Joiaida…
MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON’NY TOMPO
DEOTERONOMIA 4.1-8
Ny didy sy fitsipika nomen’ Andriamanitra Antoky ny fahaveloman’ny olony Miantso ny olona hihaino sy hankao ny didy sy fitsipika …
SALAMO 89.33-37
SALAMO 89.33-37
Andriamanitra marina.Tsarovy Salamo maneho ny fanekena nataon'Andriamanitra tamin'i Davida .Marina Andriamanitra ka mitana ny teniny . 1-Mitana ny teniny Nanambara…
1 JAONA 1.1-4
1 JAONA 1.1-4
Ny Tenin' Andriamanitra Asehon'iJaona amin'izao fitarihanteny izao ny maha-Izy Azy ny Tenin'Andriamanitra araka ny fahatsapany azy . 1-Jesoa loharanom-piainana Vavolombelona…
ASAN'NY APOSTOLY 13.26-37
ASAN'NY APOSTOLY 13.26-37
Ny teny momba ny famonjena Ampahatsiahivin'i Paoly Apostoly ny làlana nitondran'Andriamanitra ny Zanak'Israely . Ny nanafahana azy ireo tany amin'ny…
JAONA 1.1-8
JAONA 1.1-8
Ny maha-Izy Azy ny Teny 1-Maharitra mandrakizay Mazava tsara ny fanambaram-pinoana "tamin'ny voalohany" na koa hoe : "tany am-piandohana "…
MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON’NY TOMPO
DEOTERONOMIA 7.1-11
Andriamanitra manome lova ny olony 1-Mitaona ny olony tsy hifangaro amin’ny ratsy . Nanafaka ny zanak’Israely Andriamanitra ka nampiditra azy…
SALAMO 111.1-8
SALAMO 111.1-8
Andriamanitra manatanteraka ny fanekeny Asehon'ny mpanao salamo fa ilay Andriamanitra tsara sady mpanao ny tsara dia manatanteraka ny fanekena .…
MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON'NY TOMPO
SALAMO 119.105-112
Ny Tenin' Andriamanitra eo amin'ny fiainan'ny mino 1-Manoro làlana Manana ny anjara toerana lehibe eo amin'ny fiainan'ny olona mino an'…