Andriamanitra mahary fiainam-baovao

Andriamanitra mahary fiainam-baovao Isaia 44 : 21-23

Anisan'ny teôlôjia matanjaka teo amin'ireo mpaminany tany am-pahababoana ny teôlôjian'ny fahariana indray, Tsy afa-misaraka amin'izay fahariana izany anefa ny fiverenana…

Kristiana miverina amin’ny fitiavana voalohany

Apokalipsy 2 : 1 - 7

Apokalipsy 2 : 1 - 7

Kristiana miverina amin'ny fitiavana voalohany Tenin'i Jesoa ho an'ny fiangonana tao Efesosy ity. Ny Kristiana tao amin'ny fiangonana dia ambaran'i…

Miverina amin’i Jehovah mba tsy ho ringana

HOSEA 7.10-16

HOSEA 7.10-16

Miverina amin'i Jehovah mba tsy ho ringana Eto amin'izao perikopa izao dia ambaran'ity and 12 fa hanafay ny Tompo .…

Ny fomba fiverenana amin’ny Tompo

HOSEA 14.2-4

HOSEA 14.2-4

Ny fomba fiverenana amin'ny Tompo Manoro hevitra an'ny Israely Hosea eto ny amin'ny fomba fiverenana amin'Andriamanitra .Mety misy tokoa ny…

Ny fanompoan’ny Apostoly

ASAN' ny APOSTOLY 26.19-23

ASAN' ny APOSTOLY 26.19-23

Ny fanompoan'ny Apostoly Iray amin'izay asa fanompoana notanterahin'i Paoly Apostoly no resahiny amin'i Agripa mpanjaka eto . Fanompoana izay ambarany…

Mialà amin’ny fanaon-drazana

ZAKARIA 1.1-6

ZAKARIA 1.1-6

Mialà amin'ny fanaon-drazana Taranaka vaovao no nitenenan'i Zakaria . Tsy ilay taranaka maditra teo aloha fa taranaka vaovao.Tsy izay nataon'ny…

Ny asa nataon’i Jesoa

MATIO 11.20-24

MATIO 11.20-24

Ny asa nataon'i Jesoa Misy tanàna telo ambaran'i Matio eto fa niasan'i Jesoa .Rehefa tena dinihana ny fitantarana dia asa…

Kristiana ao amin’ Andriamanitra

1 JAONA 2.1-11

1 JAONA 2.1-11

Kristiana ao amin' Andriamanitra Eo amin'ny and 6 Jaona dia milaza mazava fa"izay milaza fa mitoetra ao aminy , dia…