Ny fanomezana ny Fanahy Masina

JOELA 3.1-5

JOELA 3.1-5

Ny fanomezana ny Fanahy Masina 1-Ho an'ny olona rehetra Tsy anavahana sokajin'olona ny fanomezana ny Fanahy Masina. Fampanantenana omen' Andriamanitra…

Ankatoavy ny fitarihan’ny Fanahy Masina

MPITSARA 6.33-40

MPITSARA 6.33-40

Ankatoavy ny fitarihan'ny Fanahy Masina 1-Miaraha miasa Gideona no nantsoin' Andriamanitra hanehoany ny heriny ka hanafahana ny Israely amin'ny fampahorian'ny…

Ny olona mankato ny fitarihan’ny Fanahy Masina

ASAN'NY APOSTOLY 11.7-14

ASAN'NY APOSTOLY 11.7-14

Ny olona mankato ny fitarihan'ny Fanahy Masina 1-Tsy manavakavaka olona Ren'ny Apostoly sy ny mpino tany Jodia fa efa nandray…

Ny olona  mankato ny fitarihan’ny Fanahy Masina

ANKATOAVY NY FITARIHAN’NY FANAHY MASINA

1 KORINTIANA 6.12-20

Ny olona  mankato ny fitarihan’ny Fanahy Masina 1-Olona afaka (and12-14) Noho ny asam-panavotana izay nataon’I Jesoa  Kristy  dia voasasa ho …

Mandrosoa ho amin’ny lalina

2 KORINTIANA 4.14-18

2 KORINTIANA 4.14-18

Mandrosoa ho amin'ny lalina 1-Amin'ny fihavaozana "Havaozina isanandro kosa ny toetray anatiny" (and16) . Ny toetra ivelany dia maneho ny…

Velona mandrakizay ny Tompo

DANIELA 4.31-34

DANIELA 4.31-34

Velona mandrakizay ny Tompo 1-Ny fahefan'olombelona dia misy fetrany ihany Maro ireo mpitondra sy mpanjaka malaza tamin'ny fahefany sy ny…

Sahia mandini-tena

JAONA 21.20-25

JAONA 21.20-25

Sahia mandini-tena 1-Aza variana mamisavisa ny fiainan'ny hafa Amin'ny lafiny iray dia rariny raha sosotra ny mpianatra amin 'ny fisian'ny…

Velona miaraka amin’i Kristy isika

EFESIANA 2.1-10

EFESIANA 2.1-10

Velona miaraka amin'i Kristy isika 1-Matin'ny fahadisoana sy ny fahotana isika fahiny "Ary ianareo dia efa novelomina , fony mbola…

Jesoa Kristy Mpamonjy

"Ho velona indray ny olona izay efa maty" (and19a). Maneho faminaniana momba ny fitsanganana amin'ny maty i Isaia mpaminany eto.…

Jesoa Kristy Mpamonjy 1-Mahay mamelona ny efa maty "Ho velona indray ny olona izay efa maty" (and19a). Maneho faminaniana momba…

Ny Hazo fijaliana

GALATIANA 2.19-21

GALATIANA 2.19-21

Ny Hazo fijaliana 1-Handresena ny asan'ny nofo "Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho" (and20).Maro ireo hetaheta sy fanirian'i…