Tiava ny namanao

ROMANA 13.8-10

ROMANA 13.8-10

Tiava ny namanao Rehefa nanontaniana i Jesoa momba ny didy dia namaly tsotra fa ny fitiavana an' Andriamanitra sy ny…

Ny olana fahita amin’ny Fiangonana kristiana

1 KORINTIANA 6.1-8

1 KORINTIANA 6.1-8

Ny olana fahita amin'ny Fiangonana kristiana Anisan'ny Fiangonana mampasiaka an'iPaoly ny Fiangonana tao Korinto. Hita tao avokoa ny karazana olana…

Ny tena fitiavana

GENESISY 45.1-14

GENESISY 45.1-14

Ny tena fitiavana Mitantara ny fomba nihaonan' i Josefa tamin'ireo rahalahiny nivarotra azy ho andevo izao mofonaina izao .Tantara izay…

Mpianatr’i jesoa Kristy isika

JAONA 13.34-35

JAONA 13.34-35

Mpianatr'i jesoa Kristy isika Samy manana izay ihavahany amin'ny hafa ny fikambanana rehetra eto amin'izao tontolo izao ny Fiangonana dia…

Izay matahotra an’i Jehovah

SALAMO 34.11-32

SALAMO 34.11-32

Izay matahotra an'i Jehovah Toy ny lehilahy iray , ray aman-dreny miresaka amin'ny zanany ny mpanao Salamo eto .Mampianatra azy…

Kristiana nantsoina hiadana

KOLOSIANA 3.13-15

KOLOSIANA 3.13-15

Kristiana nantsoina hiadana Ambaran'i Paoly eo amin'ny and 15 fa nantsoina ho amin'ny fiadanana ny kristiana tao Kolosia. Ary ankehitriny…

Fiaraha-monina voahodidina fitahiana

SALAMO 133.1-3

SALAMO 133.1-3

Fiaraha-monina voahodidina fitahiana Raha vao  miresaka fiaraha-monina isika dia tsy tokony  hanadino  fa olona maro miara-miaina na miara-monina  no  ao…

Kristiana miaina amin’ny fahasoavana

ASAN'NY APOSTOLY 4.32-37

ASAN'NY APOSTOLY 4.32-37

Kristiana miaina amin'ny fahasoavana Rehefa nitory an'i Jesoa ny kristiana tamin'ny taonjato voalohany dia ambaran'i Lioka fa "...fahasoavana no tao…

Ireo didy mampiadana

DEOTERONOMIA 5.16.19

DEOTERONOMIA 5.16.19

Ireo didy mampiadana Ny bokin'ny Deoteronomia no boky ahitana fanazavana bebe kokoa momba ny didy nomen' Andriamanitra an'i Mosesy .Araka…

Ny  asan’ Andriamanira eo  amin’ny Fiangonana

MIHAVANA  AMIN’NY  TOMPO

1 TESALONIANA 3.9-13

Ny  asan’ Andriamanira eo  amin’ny Fiangonana Ny  Fiangonana tao Tesalonika no  anisan’ny Fiangonana nahazo  sitraka  manokana  tamin’i Paoly  Apostoly   raha…