Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino :

Jaona 16:25-33

Jaona 16:25-33

Mahatoky hatramin'ny fahafatesana ny mino : Na eo aza ny fahoriana izay mandalo Mampiomana antsika ny Tompo fa toe-javatra fahita…

Ny mpino mahatoky

MATIO 24.42-51

MATIO 24.42-51

Ny mpino mahatoky 1-Miambina (andro no resahana) Zava-miafina tsy takatry ny saina ny amin'ny andro sy ny ora hiavian'i Jesoa…

Mahatoky amin’ny andraikitra ny mino

JAONA 10.11-18

JAONA 10.11-18

Mahatoky amin'ny andraikitra ny mino 1-Manolotra ny ainy hamonjy ny ondry Jesoa Kristy no Mpiandry tsara , ary tsy hoe:…

 Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino.

Isaia 26 :1-4

Isaia 26 :1-4

 Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino. 1-Maneho hira fiderana Ireo olona mahatoky ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra no lazain’i Isaia hoe : "miandry an’i Jehovah"…

Mahatoky hatramin’ny fahafatesana

LIOKA 11.47-51

LIOKA 11.47-51

Mahatoky hatramin'ny fahafatesana 1- Tsy manao ny fanaon'ny mpiampanga an'i Jesoa Iza moa no ambarana amin'izany ? Miantefa amin'ireo mpitondra…

Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino

APOKALYPSY 20.1-6

APOKALYPSY 20.1-6

Mahatoky hatramin'ny fahafatesana ny mino Noho izany : 1-Satria niara-nanjaka tamin'i Kristy arivo taona Jaona no manambara izany amin'ny fomba…

Mahatoky  hatramin’ny fahafatesana

2 TANTARA  24.17-22

Mahatoky  hatramin’ny fahafatesana 1-Satria efa nandray  ny  Fanahin’Andriamanitra Taorian’ny nahafatesan’i Joiada no niatombohan’ny vanim-potoana  ny  tsy  fankatoavan’ny Jiosy  izay  anisan’ny…

Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino

2 KORINTIANA 6.1-10

2 KORINTIANA 6.1-10

Mahatoky hatramin’ny fahafatesana ny mino 1-Na eo  aza ny fanoherana ao anaty  fanompoana  . Manambara amintsika mpamaky ny mpanoratra ny…