Tian’ Andriamanitra hovonjena ny olona rehetra

ROMANA 11.7-15

ROMANA 11.7-15

Tian' Andriamanitra hovonjena ny olona rehetra Moa ve dia hahafoy an' Israely tokoa Andriamanitra ka nanome azy fanahy sondrian-tory sa…

Nanomboka nanao ny asany ny Mesia

MATIO 4.12-17

MATIO 4.12-17

Nanomboka nanao ny asany ny Mesia Nogadrain'i Heroda i Jaona mpanao batisa , ary novonoiny . Toa efa fampahafantarana sahady…

Mifidy olona hiara-miasa Aminy ny Tompo

JEREMIA 1.4-10

JEREMIA 1.4-10

Mifidy olona hiara-miasa Aminy ny Tompo Vitan'Andriamanitra samirery ny asany , saingy noho ny fitiavany dia miantso ny olona Izy…

Ny Magy , rehefa nahita an’i Jesoa zazakely

MATIO 2.6-12

MATIO 2.6-12

Ny Magy , rehefa nahita an'i Jesoa zazakely Nanaraka ny dian'ilay kintana nataon'Andriamanitra ho mpitari-dàlana azy ,mandra-pahita ilay Mpanjaka vao…

Ny fahasoavana sy ny fiadanana

EFESIANA 1.1-4

EFESIANA 1.1-4

Ny fahasoavana sy ny fiadanana Anisan'ny fomba nahazatra teo amin'ny Hebreo sy ny Grika ny fampiasana ny teny hoe :…

Ireo toetra mampiavaka an’i Kristy , Ilay Mesia

HEBREO 1.8-12

HEBREO 1.8-12

Ireo toetra mampiavaka an'i Kristy , Ilay Mesia Manome fanazavana misimisy kokoa ny amin'izany ny Epistily ho an'ny Hebreo 1-Mpanjaka…

Ny olona manaiky an’i Jesoa ho Mesia

MATIO 1.18-25

MATIO 1.18-25

Ny olona manaiky an'i Jesoa ho Mesia 1-Tsy manala baraka ny vadiny Voalaza fa Josefa dia lehilahy marina , olona…

Izahao toetra ny fanahy

1 JAONA 1 4.1-3

1 JAONA 1 4.1-3

Izahao toetra ny fanahy 1-Misy ny fanahy mamitaka Mampahafantatra antsika ny Soratra Masina fa tsy fanahy iray ihany no miasa…