Ny olona mahay ny Tenin’Andriamanitra

ASAN'NY APOSTOLY 17.10-15

ASAN'NY APOSTOLY 17.10-15

Ny olona mahay ny Tenin'Andriamanitra 1-Manana toe-panahy mendrika Tena miavaka ny toe-panahin'ny olona mahay mihaino sy mandray marina ny Filazantsaran'ny…

Ny Tenin’Andriamanitra iainana

JOSOA 1.1-9

JOSOA 1.1-9

Ny Tenin’Andriamanitra iainana 1-Manamafy  ny teny fampanantenana Nandimby  an’i Mosesy  nitarika ny zanak’Israely  i Josoa . Tsy  miova ny fikasan’Andriamanitra…

Ny teny nomen’Andriamanitra ny olony

DEOTERONOMIA 6.1-9

DEOTERONOMIA 6.1-9

Ny teny nomen'Andriamanitra ny olony 1-Antoky ny fiainana (and 1-3) Miavaka ny vahoakan'Andriamanitra, satria nomeny ny didy sy ny fitsipika…

Tenin’Andriamanitra antoky ny fiainana ho avy

HEBREO 4.1-13

HEBREO 4.1-13

Tenin'Andriamanitra antoky ny fiainana ho avy 1-Raiso ny Tenin'Andriamanitra Mitaona ny mpino kristiana mba tsy hanahaka ny Zanak'Israely ny mpanoratra…

Mampiorina ny mino ny Tenin’ Andriamanitra

SALAMO 18.28-36

SALAMO 18.28-36

Mampiorina ny mino ny Tenin' Andriamanitra Ny mampiavaka ny Tenin'Andriamanitra "Ny Tenin'i Jehovah dia voazaha toetra amin'ny memy" (sal 18.30)…

Mahita ny olona Andriamanitra

SALAMO 18.20-27

SALAMO 18.20-27

Mahita ny olona Andriamanitra ka mamaly soa izay matahotra Azy (and 20) "nanisy soa ahy araka ny fahamarinako Jehovah ,…