Nozahan-toetra nefa mbola mankato ihany

HEBREO 11.17-19

HEBREO 11.17-19

Nozahan-toetra nefa mbola mankato ihany Raha miresaka fizahan-toetra ny mpanoratra ny bokin'ny Hebreo dia Abrahama no resahiny . Ny fizahan-toetra…

Fizahan-toetra tsy hanomezan-tsiny ny Tompo

JOBA 1.13-22

JOBA 1.13-22

Fizahan-toetra tsy hanomezan-tsiny ny Tompo Raha vao miresaka fizahan-toetra isika dia anisan'izay ampianarin'ny Fiangonana ny an'i Joba . Noho ny…

Jesoa : Andriamanitra mahagaga

JAONA 6.1-13

JAONA 6.1-13

Jesoa : Andriamanitra mahagaga Ny tanjon'ny mpanoratra ny Filazantsara dia ny haneho fa Andriamanitra mahagaga i Jesoa . Novahan'i Jesoa…

Ny mpitory ny Filazantsara

1 TESALONIANA 2.1-12

1 TESALONIANA 2.1-12

Ny mpitory ny Filazantsara Fiangonana sy kristiana nahazo sitraka manokana tamin'i Paoly ny tao Tesalonika.Nahazo sitraka noho izy ireo nandray…

Ny fizahan-toetra

I Petera 4.12-19

I Petera 4.12-19

Ny fizahan-toetra Ho fampaherezana ireo Kristiana niely no nanoratan’i Petera Epistily. Nilain’ireo Kristiana niely mantsy izany fampaherezana izany, indrindra moa…

Ny Fizahan-toetra ireo niova fo

Asan’ny Apostoly 9.20-31

Asan’ny Apostoly 9.20-31

Ny Fizahan-toetra ireo niova fo Rehefa niova fo i Paoly ka lasa mpitory Filazantsara dia tratry ny fizahan-toetra izy. Tsy…

Fampianaran’i Jeremia momba an’Andriamanitra

Jeremia 12.1-3

Jeremia 12.1-3

Fampianaran’i Jeremia momba an’Andriamanitra Ny mpanoratra ao amin’ny Soratra Masina raha nanoratra dia nikendry izay hahazoan’izay mamaky ny asa soratany…

Ireo antony isaorana an’Andriamanitra

2 KORINTIANA 1.3-7

2 KORINTIANA 1.3-7

Ireo antony isaorana an'Andriamanitra Rehefa mamaky ny Epistily nosoratan'i Paoly isika dia miverimberina amin'ny zavatra nosoratany ny fisaorana an'Andriamanitra .…

Kristiana manana finoana tsara orina

MAMPIORINA NY MINO NY FIZAHAN-TOETRA

Deoteronomia 13:2-6

Kristiana manana finoana tsara orina Amin'ny foto-kevi-dehibe ao amin'ny bokin'ny Deoteronomia ny fitaomana ny vahoakan'Andriamanitra tsy hiala amin'Andriamanitra, hifikitra amin'Andriamanitra.…